Vous êtes ici

miarahaba tompoko, sao misy mahalala olona manana ekipa za draharaha, @ resaka installation electrique trano atao finition (conseil sy installation).....tsara asa sy matotra fomba fiasa. eny amboajombe ny toerana.Misaotra sahady zay afaka hamaly

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Mila electricien Mahay
miarahaba, mety maro be ny manangana trano eny Amboanjobe @ zao fa otrany fantatro ianao an; tena eo am-panaovana install éléc mintsy ilay chantier fantatro. Avy eny @ la haute ve ianao?
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Mila electricien Mahay
Salama tompoko,

Izahay dia manao installation Elec et plomberie, koa ra mahalina anao dia omeko anao ito ambany ito ny compte fb ako!!

fb: Herylala Ra

Misaotra indrindra!!

Ajouter un commentaire

3 + 7 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.