Vous êtes ici

Ny fanantenen poak'aty dia mipatrapatraka daholo.Ny an'ilay zandry kely izay.- Vary Ariary 500 ny Kilao.- Ny menaka Ariary 2 500 ny litatra.- Ariary zato ny mofo.Tsy nisy tanteraka.Ny tamin'ity fitondrana ity izay efa efatra taona no teo:- Nangala-tahaka ny kabarin'ny Sarkozy.- Hanafoana ny delestazy ao anatin'ny fotoana fohy.- Hapandroso ny firenena.- Sns..Tsy nisy tanteraka ireo hatramin'izao.

Par : Peace Erann
Dia io izy miverina io ndray.
Dia io izy miverina io ndray. Hanavotra ny firenena hono, aza mampme oa! mampme nefa mampatahotra ihany fa ny gasy dondrona mora jonoana @ kely foana.Efa lasan-dRajao @ 5000ar ny safidin'ny ambany tanàna, dia io maka ny fòn'ny tambawax io ndray no stratégie-n'edala. Zay iray mahavoa?!!
Par : MpampaHery
Salama eh! Tsy antony tokony
Salama eh! Tsy antony tokony tsy hivavahana ny fahitana ny zava-misy hiainanana ankehitriny miha-ratsy. Efa voalazan'ny tenin'nAndriamanitra fa tsy maintsy hitranga ireny amin'ny andro farany. 2 Tim 3: 1-5 "Ary aoka ho fantatrao izao: Amin’ny andro farany,dia hisy fotoan-tsarotra tsy mora setraina. 2 Fa ny olona ho tia tena, ho tia vola, ho matin-kambo, hanambony tena, ho mpanevateva, tsy hankatò ray aman-dreny, tsy hisaotra, tsy ho mena-mivadika,3 tsy ho tia ny mpianakaviny, tsy ho azo ifanarahana, ho mpanendrikendrika,tsy hahafehy tena, ho masiaka be,tsy ho tia ny tsara,4 ho mpamadika, ho be di-doha, ho mpieboebo, ho tia fahafinaretana fa tsy ho tia an’Andriamanitra,5 jerena toa mpivavakam be nefa tsy misy heriny eo amin’ny fiainany ny maha mpivavaka azy. Ialaoo ny olona toy ireny. Aza kivy fa tadiavo ny fahamarinana fa ny fahamarinana no anafaka anareo tsy ho andevon'ny ota sy Satana.
Par : MpampaHery
Ny zavatra tena azo antoka
Ny zavatra tena azo antoka dia tsy haomby mihitsy ireo fitondrana milaza azy hanao zavatra ireo. Efa nitondra nandritra ny fotoana lavalava teo ireo fa zavatra mifanohitra amin'izay lazainy hatrany no vokatra hita eo. Tsy maintsy ny iray amin'izy ireo anefa no hitondra eo. Ka raha toa ka tsy nahomby izy tany aloha, azo inoana ve hoe mbola haomby indray izy aty aoriana? Sarotra ny manamarina an'izany.Ny tsara indrindra dia ny tsy manankim-po amin'ny fitondram-panjakanan'olombelona satria mpamitaka avokoa izy rehetra fa ny tena tsara sy azo antoka dia ny miantehitra amin'ilay Fitondram-panjakan'Andriamanitra araka ny voalaza ao amin'ny Mika 4:4; Isaia11:6-9; Jaona 5:28-29- Vakio azafady!
Par : elien
TENA MARINA
TENA MARINA
fiber_manual_record Elienantenaina
Dernière visite: Il y a 1 month 1 week
A rejoint: septembre 24, 2018
FA inona no mlahatonga any
FA inona no mlahatonga any zany aloha
fiber_manual_record ANDRIANANTENAINA
Dernière visite: Il y a 2 weeks 17 heures
A rejoint: juillet 22, 2018
fa ahoana
fa ahoana
Par : masina
ka hoy nedala hoe "Fa ny
ka hoy nedala hoe "Fa ny fitiavana no lehibe indrindra" koh.Marina ny azy!!!! Io samy manana ny fitiavany anefa. Ny azy fitiavan-tena- fitiavam-bola- fitiavam-boninahitra
fiber_manual_record Toky
Dernière visite: Il y a 1 week 3 days
A rejoint: octobre 26, 2018
Zany mitsy e
Zany mitsy e
fiber_manual_record Minou
Dernière visite: Il y a 1 week 3 days
A rejoint: octobre 29, 2018
Mahonena ny vahoaka,
Mahonena ny vahoaka, manoloana ny ts fisiana d mino n tenin'ireo mpandroba firenena
fiber_manual_record Toky
Dernière visite: Il y a 1 week 3 days
A rejoint: octobre 26, 2018
Ra tena io v n tateraka eo ts
Ra tena io v n tateraka eo ts ho sambatra daolo n malagasy, saingy n marina d afa mitsy! fahantrana no itombo eo

Pages

Ajouter un commentaire

7 + 3 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.