Vous êtes ici

Salama daholo, mitady psychologue hanampy zaza 15 taona sahirana any am-pianarana aho. Psychologue afaka manao tests hijerena ny potentiel intellectuel no tadiaviko. Misaotra mialoha

Par : dylan
Ao @ HJRB misy maromaro.
Ao @ HJRB misy maromaro. 1- Dr Tsiry Pedo-psy io dr io ao @ s/ce pediatrie ary mbola azony raisiny tsara ra zaza moins de 16ans 2- Dr Vololona Psy izy io ary spécialiste, maro iany koa ny olona manantona azy. ao @ s/ce Neuro-psy izy no miasa 3- Pr Adeline, ao @ s/ce neuro-psy iany koa izy no miasa izay tianao @reo
fiber_manual_record birdy
Dernière visite: Il y a 3 months 3 weeks
A rejoint: juillet 14, 2018
Misaotra Dylan
Misaotra Dylan
Par : zay mivady
Miaraaba atsika,
Miaraaba atsika, mialatsiny f manana olana olana psychologues a d mba andray ankarary. manambady ary mananjanaka 2 (8-5) ans. D n olako a lasa mikizitina fona zay mivady refa miresak, ra tsy fanakianana d teny maarary fona no mivoka n'y vava refa @ ariva tafaona ato atrano.d lasa n'y ankizy no tsy d voajery tsars tsony. Innnnn kai no maazo anay d innnn mba vaaolana omenareo.? Misaotra indrindra tompoko
Par : mirasoakely
Maka rivotra kely aloha fa
Maka rivotra kely aloha fa ilaina ireny. Mandehana manao fialamboly miaraka ianareo mianakavy kely. Manao domy, na mijery parc eny Tsimbazaza raa eto Antananarivo. Sady manamafy ny fitiavanareo io no miala @ stress sy rythme isan'andro.

Ajouter un commentaire

13 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.