Vous êtes ici

Mitady olona efa natao operation chirurgicale tao @ Centre Medical Ankorahotra Tanà: mahakasika ny dossier remboursement frais medicaux misy olana vis a vis ministera sns. Misaotra

Par : Remboursement inona!!!
Rembsmt inona?aza mitapy
Rembsmt inona?aza mitapy,ianao no te hanao operation chirurgicale ka iza no tadiavina hi--remboursé an'izany???koa raha tsy hoe any andafy koh!!!!
fiber_manual_record GiG
Dernière visite: Il y a 10 months 3 weeks
A rejoint: juillet 6, 2018
Ts zan mank f misy namanay
Ts zan mank f misy namanay mila operena d'ici 4 mois d ao no natoron'ny ol nefa misy milaza oe ts manao remboursement Fanga mu ts ny assurance no manao remboursement?? Merci
fiber_manual_record Anselme
Dernière visite: Il y a 4 months 3 days
A rejoint: octobre 26, 2018
angony daolo n ordonnance sy
angony daolo n ordonnance sy fiche medical anle marary d oentina en am finance ra mpiasampanjakana
Par : Think
Remboursement inona??? aleo
Remboursement inona??? aleo mba akombona ny vava rehefa tsy ahy ilay izy fa lasa manahirana be mijery an'ilay commentaire anao, ra privé ka manana assurance ka miaramiasa @nazy ilay hopital hidirana ka voalaza ao anaty contrat fa compris dia remboursé soamatsara, ra mpiasampanjakana miantotena aloha dia angonona tsara ny facture dia alefa any @tompon'andraikitra fa ny remboursement elaela an!!eo @1an à 2ans eo ny fanjakana, privé 6mois à 1an

Ajouter un commentaire

5 + 2 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.