Vous êtes ici

Salama daolo tompoko!Efa nisy olona niteraka ve tato oe sady nisy kyste iz?Teraka normal ve le zaza??t'aiza no niteraka?Mba mila toro hevitra ho an'izay efa tratra an'io Cas io!Misaotra ooo

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Mitondra vohoka nefa misy Kyste ovarien
Positiveplus,
Za misy kyste ovarien, ngamba efa tao atr@ za adolescente. Niteraka soa aman-tsara ary salama tsara ny zaza, niteraka voie normale. Somary elaela alo vao nahazo satria tsy maintsy nanao traitement, 1 an mahery teo ngamba. Ento am-bavaka fa mahay zavatra tsy takatry ny saina Andriamanitra.
Mankahery be dia be anao.

Ajouter un commentaire

19 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.