Vous êtes ici

Miarahaba tompoko!Trano 40metre carré eo lay tranonay.Mikasaka hanao plafond izahay fa io no sisa ts vita aminy. Nefa mbola mikasa koa ny hampiakatra any aoriana any. Ka dia saika oe dalle no hatao fa ts placo indray.Ny RDC dia pladond hazo sapin ary ny 1ere etage dia godorona sapin ihany koa.Ka misala2 izahay refa hanao dalle sao dia ts mahazaka ny pilier hi-soutenir ilay dalle ilay gorodana sapin ato @ 1ere etage.Inona ny solution ry zareo fa mbola tianay hampiakarina lay trano?Misaotra indrindra!

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Momban'ny dalle
Ny forum dia fangalana hevitra tsotsotra fa tsy sehatra fanaovana kajy na cal******* de structure izay natao ho an ny ingéneur , sarotra be no ahitana solution hoe mahazaka ny pilier nao na tsia, mitadiava ingénieur na teknisianaina mahay

Ajouter un commentaire

7 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.