Vous êtes ici

Hono ho a ry zareo. Ny anareo ve mifankahalala mot de passe Facebook ianareo mivady ? Mifanome schéma na code ny téléphone koa ve ianareo ?

Par : Toro
Eny sady, samy
Eny sady, samy mifankafantatra mot de passe fb sy schéma @ phone zahay. Amiko mpivady izahay ka inona moa no tokony hafenina any. Sady ho fiarovana hoahy sy ho fiarovana ho azy @ fankam-panahy koa izany. Raha misy manafina izany dia misy raha ao zay!
Par : freefifa
Amiko manokana, rehefa
Amiko manokana, rehefa mifampatoky tsy mila manome code sns izany, tsy codena mihitsy ny phone, nefa koa tsy raisin'ny iray raha misy sms na appel. Fifanajana izay. Ilay facebook ny ahy aloha tsy alainy, sady tsy omeko, ao tsy misy resaka tsy milamina, saingy be lotra ny resaka professionnel ao ka tsy tiko idirany avokoa, photo de profil-ako ary tsy sariko akory. Izahay koa tsy mpandefa sary am facebook e
Par : kalie
io anie zay ifanarahan''ny
io anie zay ifanarahan''ny mpivady ihany e, misy mifampatoky de zaraina ny mot de passe ary même profil , misy samy manana ny azy ary samy mijery ny azy koa , tsy mpinamana akory , fa amiko tsy misy olana daholo reo fa samy mety avokoa , ny fitiavany'izy roa no mikaoty . resaka fifampitokisana zany de refa mahery ny fitiavana de zay no lehibe Ny zavatra ataoko fotsiny de tsy manoratra mihitsy za raha vao compte iray ny an'ny mpivady satria zarainy daholo zany ny rehetrany ,azy ny azy, ny ahy tsy zay , tsy manana afenina aho fa ny ahy misy ny "jardin secret" , hajaiko ny an'ny miaraka amiko de tiko izy hanaja ny ahy.
Par : Nah
Raha tena tinao izy,
Raha tena tinao izy, mifampatoky ianareo, tsy hanana intention hisava ny facebook na mail na message sns ianao
Par : Narin
Amiko, tsy misy idiran'ny
Amiko, tsy misy idiran'ny tena fitiavana na tsia izany resaka mot de passe facebook izany, raha kaonty 2 samy hafa dia tokony samy hanana ny mdp-ny, raha te ijery zay ao dia kaonty itambarana no atao. tsy fangataka ny mdp fa sitraponao ny hampahafantatra na tsia izany @ vadinao.
Par : lololalalili
Tena mbo kozy fa tsy omeko
Tena mbo kozy fa tsy omeko kosa ny ahy le. Mbo petit jardin keliko io a. Ny rhetra afaka hifampizarana afa-ts io ihany a. Le izy tsisy resaka hoe mampirafy na tsia, na hasarotam-piaro na tsia fa le mibanaka be loatra tsy poinsa e.

Ajouter un commentaire

7 + 12 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.