Vous êtes ici

Tena tsy rariny ny ataon zareo mpivarotra glace sy le caissière ao am glacier : nividy glace za io atoandro io , de ozy le mpivarotra oe 10 000 ny glace , de nanotaniko izy oe fmg ve , de oui hoy izy ; avy eo nanome azy vola 50 000 fmg za de nomeny an le caissière le vola , avy eo azoko ny glaceko de niandry famerim-bola aho ; niandry efa ho 2 minitra aho de nanotany ahy le mpivarotra glace : inona no mbola atao anao ? namaly aho oe miandry famerim-bola ! namaly izy hoe tsy misy fameriny tsony fa 10 000 fmg no nomeko ono ! nefa tsaroako tsara zao fa 50 000 fmg no nomeko azy ! nanamafy azy aho fa diso izy fa tsy nanaiky mintsy izy , de nanaontany an le caissière izy de ozy le caissière oe 10 000 fmg ono no noraisiny ! tena tsy valahara reo ao am glacier reo ! hanody anareo ny fangalarana ataonareo !

Par : Lolah
Grave koa zany nanjo anao
Grave koa zany nanjo anao zany. Eny e, aza omena tsiny fa ny vendeur na vendeuse kely karama d lasa mangalatra ny iafarany, aza mividy eo tson ref eo lé olona nagalatra taminao. Fetsy b, nefa rah ntabataba enao d enao ndray no afabaraka
Par : Anonymous
Izaho indray mahita hoe tsy
Izaho indray mahita hoe tsy dia manana caractère commercial loatra ry zareo ireo. Ilaozany miresaka na dia miandry elabe aza ianao.
Par : Nat
Maro mihitsy no mitaraina
Maro mihitsy no mitaraina amin'ny ataon'ireo vendeuse, ny etsy Behoririka Avance Center moa dia malaza amin'ny avonavona, fijerena olona ambony ambany, tsy firarahiana mpividy sns.... Haingona vitrine angamba ny fiheverany ny tenany
Par : Anonyme (non vérifié)
Betsaka no tia kely noho ny
Betsaka no tia kely noho ny fahasahiranana e, aza malahelo fa ny azo amin'ny makarakara mivoaka amin'ny kiloadoaka

Ajouter un commentaire

1 + 2 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.