Vous êtes ici

Ty misy tantara kely mikasika ahy mba ilako toro hevitra aminareo e!! Misaotra izay mamaly sahady
Taitra be za ry zareo fa nanaovan'ny akiziko sy ny reniny adim-borotsiloza tao!!
Zao le fandehany: Izahay roa kely moa mbola tsy misoratra fa azo atao hoe tokantrano maso angamba ny filaza azy!! Efa niteraka lahy kely anakiray izahay 03 mois et demi lery amizao, ilay adim-borotsiloza tsy inona fa hoe ny vadiko miasa eto @ ville de za somary miala kely ny renivohitra ka tsy ho rarahiko ozy zareo izy mianaka. Zany hoe affirmation gratuite ilay tsy firarahiko lazainy eto io a!! Ady be fa ho sarahan'izy ireo za tsisy fanazavana fa dia gidraka be fotsiny zao!! Tiko anefa io zanako! Inona no ataoko

Par : Anonyme
ianareo mivady ihany no erany
ianareo mivady ihany no erany. Raha tia anao ny vadinao tsy hisy hahasaraka anareo izany.
fiber_manual_record Minotia
Dernière visite: Il y a 3 months 1 jour
A rejoint: octobre 30, 2018
Raha ny faitako azy tena tsy
Raha ny faitako azy tena tsy mahatoky anao ilay vadinao, resaho ny vadinao dia mifanaraha tsara fa lasa mapalahelo ilay zaza, ndiana misoratra ianareo amzay tsy afa misaraka, raha tsy oe le vadinao nga no tsy mety, aza avela anjaka amin'ny tokantranonao ny rafozanao
Par : Bera Pôlisy
Ekeko fa tsy tokony hiditra @
Ekeko fa tsy tokony hiditra @ tokantranonareo ny renin-dramatoa, fa meteza kosa @ toerany e !!! Iterahanao fotsiny ny zanany, matoa ianao manao tokantranomaso dia bandy tsy milamina ianao na iza na iza hiteny sy hanoratra eto. Izay manana zanaka vavy tsy maintsy marary am-po raha tratry ny ohatr'izao. Ny tokony hataonao dia ny mikarakara ny fisoratam-panambadiana sy ny fanambadiana eo anatrehan'ny fiangonana sy ny fianakam's. Io ataonao io raha mitohy dia alain'ny zanakao tahaka. Dia sahinao ve ny milaza fa tsara izany ??? Mba mangataha fahendrena @ Andriamanitra fa tssss. (Izahay ihany koa mba manana hadalàna na izany aza hihihi)
Par : Anonyme
Sur mitsy io tenenin'i Bera
Sur mitsy io tenenin'i Bera io, raha tena tianao le zanakao sy le vadinao dia ataovy ny dingana ara-dalana! Tokantrano maso izany dia olana foana no misy a :D
Par : Poufff
Alefaso lavitra lehiretsy ny
Alefaso lavitra lehiretsy ny fisainana ah! Ny jamba ary mety mahiratra noho ianao! Raha tianao ny tena hanana tokantrano dia ataovy ara-dalana ny fiarahanareo ary atsangano ny zanakao! Raha nisaina zao ianao tsy nila nanangan-jaza akory
Par : Taitra
Ny zava-misy dia izao: ilay
Ny zava-misy dia izao: ilay vadiko anie tsy miady amiko na hoe mifamaly zahay e!! Fa influancen'le ramatoa ilay renin -janako, Tokony hisoratra izahay fa nosakanany, ze zavatra rehetra tianay hatao dia sakanany, refa niseho ireo rehetra ireo dia nirona nankany ihany koa ilay zanako nanampy ilay adim-borontsiloza lazaiko io!! Mifankatia izahay fa tsy hoe akory miady. Izao ilay olana lasa tsy idiran'ny vadiko fa lasa izaho irery no mizaka azy
Par : Missi
Tsy tokony miditra am
Tsy tokony miditra am tokatranonareo zany ny reniny e
fiber_manual_record Ralanto
Dernière visite: Il y a 1 week 3 days
A rejoint: février 25, 2019
ka mila mi-insiste enao @
ka mila mi-insiste enao @ vadinao sy ilay ireo ray aman-dreninareo fa mila misoratra sy manao mariazy ianareo fa tsy mety ilay manao tokatrano-maso fa manjary tsisy avenir ilay zanaka sady tsy mety ilay miray trano tsy araka ny lalàna sy ny sitrampon'Andriamanitra
Par : Bêta Pôlisy
Reseo lahatra ny reninjanakao
Reseo lahatra ny reninjanakao sy ny reniny fa ireo akoho ompiantsika hoe tsy misoratra ihany koa fa dia miteraka no lahasany. Mitovy @ ireo hoe ny situation antsika. .. Azafady indrindra zanako fa tsy maharesy lahatra ahy ny filazanao. Raha tena vonona ianao, dia nataonao ny fanambadianao, fa @ izao zaranao aza misy anilihana. Mifankatia ve ianareo dia tsy hitady izay hisoratanareo Ravehivavy ? Voninahitra sy rehareha ho an'ny vehivavy sy ny ray amandreniny ny fananana tokantrano. Mbola averiko fa tsy maharesy lahatra ahy ny fanazavanao, fa toy ny fanamarinantena ihany sy anilihana andraikitra. Tsy misy afaka hanery anao @ izany anefa fa dia anao sy ny conscience nao s'y Andriamanitra izany. Mirary soa.
Par : Nah
Matoa izy tsy te hiroso amin
Matoa izy tsy te hiroso amin'ny fanambadina marina d misy mampiahiahy azy e, rah za enao d mfapdinika tsara, sao koa isoratra mantsy d eo izy vo tena aneho ny tena toetrany, sady tsy mora ny hamafa an'io; zao aza tsy vita ninin efa olana be

Pages

Ajouter un commentaire

17 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.