Vous êtes ici

Bonjour daholo tsika ato, natacha no anarako, tantaraiko eto ny tantarako satria ts vitako ny mitahiry azy ho ahy irery! Nianatra mafy foana aho tamin'ny fiainako ary ny tanjoko dia ny hitoetra amin'ny poste ahafahako miasa refa tia hiasa ary tsy miasa rehefa tsy te hiasa! Rehefa tafiditra tamina orinasa aho noho ny vita ny fianarako dia nataoko daholo izay fomba ahazoako promotion, na mangala-badin'olona aza; ary dia tonga teo am place directeur de cabinet ny tenako! teo aho vo nahatsapa fa ts mety kay ilay mipetraka irery ts manana olona ho tiavina! ary indray andro aho sendra namonjy lanonana niaraka tamina namana maromaro ka nisy bandy nikoty, le bandy bogosy kou mou d tonga ah d interessé, ary rehefa nande ny fotoana tao amle lanonana dia gaga aho satria adinoko atram le namako niaraka tamiko fa variana sy talanjona aho niresaka taminy, izy koa moa itako oe taraiky be . bref , on a fini la soirée au lit , rehefa maraina nifoha aho nefa ts teo akaikiko izy, tonga ah de niteny oe voa aho letie, nalahelo be za; ay kay izy ts lasa fa nande nividy sakafo ho anay roa ! faly be ah rehefa teo izy ary nolazainy fa tiany hono ahy ary tiany raha maharitra, nanaiky aho, niaraka teny izahay roa toana ary efa nanana fikasana ny hivady mihitsy! saingy indrisy mantsy fa noho ny fitsinjovako ny carriere ako dia nosarahako izy, izany hoe nahazo poste à l'étranger ah , nefa izy sy ny asany ts afaka misaraka satria tompona garage izy ! Dia za kou mou le tanjoko iany no norarahiko fa tsy izy! Nampalahelo ahy nijery azy nitomany niangavy saingy ny décision ako efa tapaka! Lasa aho tsy nisy nanatitra teny am aeroport akory! Ratsy toetra ve izaho aminareo?

Par : Anonyme
Bonjour. Henjana be izany.
Bonjour. Henjana be izany. Ratsy toetra ve ianao ? Sady eny no tsia ! ENY, satria tia tena ianao. Manakaiky ny nombrilisme primaire ilay izy. Olona tsy mahay mitsinjo lavitra ianao. Ny carrière tsy tanjona tokana na farany eo amin'ny fiainana. Marobe ny tanjona. TSIA, satria fantatrao ny zavatra tadiavinao ary vitanao ny mahatratra izany. NY TOKONY NATAONAO talohan'ny nandehananao : nanontany tena raha tianao tokoa ilay olona. Raha eny, dia tokony nitady vaha-olana mikasika ny fisarahana toerana. Tokony misy vaha-olana io. Saingy mety tsy tena tianao angamba ilay olona ? Sady izao koa, tokony handinin-tena ianao raha toa tokoa ka tsy nisy nanatitra anao teny amin'ny Aéroport akory. Na ny fianakavianao aza ve ? Sa tsy manana fianakaviana tianao sy tia anao ianao ? joband3arobasegmailpointcom
Par : ABD
Sao aty Amérique d Nord ianao
Sao aty Amérique d Nord ianao no miasa ka afaka asolonao azy ny tenako?
Par : Natacha28
Tsy manana fianakaviana eto
Tsy manana fianakaviana eto an-drenivohitra aho sady tsy tiako le mifamihamihana amin'olona d na n départ ako aza tsy nolazaiko ny fianakaviako ! rehefa tonga tany Allemagne ah vo niteny!!!
Par : Natacha28
ABD>> Miala tsiny fa tsy any
ABD>> Miala tsiny fa tsy any ny tenako o
Par : SafidyIany
Safidy io fa assumer-o e.
Safidy io fa assumer-o e. Marina hoe tsy mahasolo fitiavana sy tambitamby sy safosafo sy orokoroka ny vola, fa refa nisafidy ny carrière sy ny vola enao dia iaino ampifalina sy ampiravona zay anananao, izay efa lasa nilaozanao tsy anananao intsony dia avelao ho any fa aza ametrahana alahelo na *******pabilité intsony fa manjary tsy misy tsirony itsony lay fiainanao izao fa lasa enjehin'ny eritreritra foana.
Par : tsotso
hamaly ihany aho.tsar be
hamaly ihany aho.tsar be tantara fa mampahatsiahy ny tantaran'iJesosy.tsar le toeran eo akaiky ny Ray fa noho ny fitiavany antsika de nilaozany ny voninahiny,fa naleony nifaty noho ny fitiavany antsika.

Ajouter un commentaire

16 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.