Vous êtes ici

slm daholo e arakio sujet io de mba saika hanotany oe in daholo kay no mba mety olana aminio nissan 3di amizao io, manampikasana hividy aho efa misy hitako any fa ireto no olana efa nolazainle olona tamiko:- tsy misy baterie - mila verifiena ny equipement fa mis ts mety- mis raprochena hono frein fa ts maazo tsara- somary be feo hono le iz fa asa na in na in fa ref nojereny meca de oe mety probleme soupape zan- nidoka dia nolazainy fa oe maty injecteur io fiara io de marihina fa tena bola bonokany tsara fa niasa tany am dezaka be tan am lalana ratsy de nis fotoana aza natosika fa niraikitra tam fotaka.ka mba mila hevitra aminareo e mbola azo hidirana ve zan sa aleo hilamina, mety oe saod ef moteur maty ve io, ny caros alo tena mbola 9/10MISAOTRA HOANY IZAY MAMALY

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
NISSAN URVAN 3di sy ny mety olana
za aloha raha vao ny td6 na 3di mihitsy no efa betsaka kitihina dia ialao tany, be loatra zany probleme izany

efa mihabetsaka izao ny nissan bonne occ. miditra ndray, eo antanimbarinandriana izao tsy latsaky ny 3 no eo ny y61. Nefa raha vao ireo td6 na 3di ireo dia tsy maintsy ho tratran'y hanolo moteur ianao (moteur td42 na rd 28na AX eo @ 30 ŕ 55 millions eo)

fehini dia aleo miditra moteur tsotra
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
NISSAN URVAN 3di sy ny mety olana
hadj> MERCI RANGAH NAMALY a
fa in no tena mety olana am le moteur 3di zfd ra efa nokitihana be ilay iz sarotra amboarina ve sa gisa maity ny piece sa inona zfd ? mba afaka hazavainao kely ve
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
NISSAN URVAN 3di sy ny mety olana
ireo aloha no tena fantatro td6 sy 3di
raha vao kitihina ny moteur dia tsy miverina @ ainy sy ny feony intsony, ny piece misy fa ireo mihitsy no tsy izy, hafa mihitsy nefa izy moteur tsotra, anisan'ny mafy indrindra raha samy fiara ampiasaina
hevitra ny ahy fa aleo mividy tsotra lafolafo toy zay ividy emmerdé tsy maintsy ividy moteur ihany avy eo
ny ana zao novaina tsotra milamina tsy misy eritreretina intsony fa na zao dia zao ary andeha Morondava dia mety fa ilay taloha na ho etsy Analkely ary miferinaina sao matyany..dia nefa lasa lafo noho ny nividy y61 moteur td42 ny nanamboatra azy
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
NISSAN URVAN 3di sy ny mety olana
entre 30 ŕ 50 millions eo ny tsotra, ny AX (pick up) moa ngamba no mora indrindra
raha za manokana aleo avy dia mividy avy dia moteur tsotra toy izay 3di manova moteur tsotra vao maika mety ho lafo
jereo tsara koa fa raha ampiasa hanao boucle y60 no tena tsara...fa izy zao nefa miakatra ny vidiny
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
NISSAN URVAN 3di sy ny mety olana
misoatra maitre am fanampiana fa tena aleo zan mieritreritra oe ts vidina fa sao mihidikizo sanganehina be ihan ny saina amle iz satri tiko le nissan, kanefa saode sahirana , fa enao ve hadj manana compte fb ra mba afak miresaka direct mp any tsika afak mba azoko ve ra azo atao fa mety mis zvt marobe tiko mbola resahina?
merci

Ajouter un commentaire

14 + 3 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.