Vous êtes ici

Salama,Sendra misy mafantatra hoe aiza no mety ahitana loko mainty ho anah ciment? ilay oxyde de fer reny, mena sy maintso ihany mantsy no hitako eny andravoangy.Misaotra

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Oxyde de fer noir
Hanaovana inna?
Efa nisy nampiasa ny ciment hanaovana joint briky de atao mainty kokoa: ny nataony vovoka charbon afangaro am ciment nahazoana an lay mainty; tsy dia tena ngizina aloha é!
Andramo zay sao mety aminao!
Na mividy teinte en poudre ka any amin'ireny mpanao loko ireny manontany!
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Oxyde de fer noir
Mci Aran am ilay hevitra, ilay izy anaovana beton malama dia tonga dia loko mainty.

Ajouter un commentaire

15 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.