Vous êtes ici

Efa miainga any indray ny promotion an'i Telma @ St Val eh? ôtrn efa mahatazana anle wikiff iny za mantsy! Aleo aloha tenenina kely Bae, eny eh, na io internet 2Go lasa 6Go io aza no ataony cadeau de faly be za!
Merci Telma!

Par : Mikajy
Ra za manokana alou de le
Ra za manokana alou de le telma wi kiff kosa no omeka an bae e! inona ary no ampiasainy anle 6GO ra tsy misy phone ! hihi
Par : Joel
Ho ana lou tonga de le box 4G
Ho ana lou tonga de le box 4G misy wifi mitsy no apidiriko satria izy miasa ao atrano e! mou za koa afk manararaotra amin'izay
Par : Tiasoa
Joel> tsara be le hevitrao!
Joel> tsara be le hevitrao! sady afaka miaraka mampiasa koa nareo rehefa ao antrano! sady ny box telma fixe portable le box sady tsara réseau fa tsy mitovy amle box sasany reny (aleo tsy manonona anarana fa samy mahafantatra tsika hoe iza le manana anle box) Sady, nanontany anle itanao le tolotra le hoe 3 fois plus d'internet io za, raha alefanao MVola @le pucen'le box le izy de mahazo anle 3 fois plus enao! Tena milay Telma, merci
Par : Nat
Odiooooo, Odiiooooo, mbola
Odiooooo, Odiiooooo, mbola misy ve lé Telma Wikiff Big batery? D ohatrinona moa azafady? Nisy olona reko niresaka tanaty bus oe mateza be lé batterie, fa tsy sahy nanontany za satria olona tsy fantatro
Par : fernandojhon677
Misy fona ireny fa tonga dia
Misy fona ireny fa tonga dia manantona Telma shop akaiky anao
Par : Lanyve
Tokony averina ity tolotra
Tokony averina ity tolotra ity ry zareo fa izahay taraiky kely an

Ajouter un commentaire

9 + 5 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.