Vous êtes ici

Vehivavy aho,mbola tsy niteraka fa mbola bevoka @zao (5 mois de grossesse)Manambady aho ary io vadiko io no nanao tamiko voalohany.Azon'ny fankampanahy aho fa nisy bandy mpiaramiasa tamiko izay tena namako be dia lasa tiako,tsy hotantaraiko fa lavabe, fa niafara t@ RS izahay.Izao no olana, 36 j eo no miverina ny rčgleko, 13č j za nanao t@lay amant-ko, 14č j t@ vadiko.Bevoka aho aprčs ary tena miasa ny saiko hoe iza no rain-janako.Raha toa ka tsy ilay vadiko no rainy mety ho fantany ve?Nisafidy ny tsy hanala zaza aho fa ilay amant ni assuré ahy fa tsy fantatra ono io raha azy ilay zaza.Kivy aho,izaho mba olona voataiza tsara sy tsy naditra izany mihitsy,torak'izany koa ilay niaraka tamiko tena olona hendry fa indrisy samy latsaka izahay.Marihiko fa tsy miaraka intsony izahay fa mbola mpinamana be.Ahoana ry reto ny ataoko

Par : teokoa
anlay sipanao izany,raha ny
anlay sipanao izany,raha ny ahy aloha dia fantatro e!
Par : vetalah
Mazava izany Madama kely a
Mazava izany Madama kely a ,ny amant no nanao ny tapany ambony ,ny vadinao no nanao ny tapany ambany .
Par : Lol
Maman'i kocktely
Maman'i kocktely
Par : modimatory
le nanao taminao 22 eme jour
le nanao taminao 22 eme jour no rainjanakao
Par : nasssy
Fantatra foana io e, inona
Fantatra foana io e, inona moa no olana nefa na fantany aza, tsy efa nampoizina ve ze mety ho vokanymatoa natao e?
Par : nasssy
Tsitako ze olana amzany na
Tsitako ze olana amzany na fantatrle vadinao aza.....matoa natao le izy d efa vonona hizaka ze vokany eo nge e
Par : endry marina
tena endry marina nareo roa
tena endry marina nareo roa kely, tsy afaka ny anome torohevitra fa ol maditra
Par : lol
Tena adala enao ry vehivahy
Tena adala enao ry vehivahy kozy e!efa manana tokan-trano v dia mbola hanao an'izany ihany?enao angaha tsy matahotra an'Ilay Mpahary ao ambony ao?
Par : Lalaina
Ny fakampanahy misy foana fa
Ny fakampanahy misy foana fa mitandrema dia mahaiza manaja tena, izao ianao henjehin ny eritreritrao mandrapahafatinao...nohon ny fahotana sy fitiavanantena .
Par : litakely
otran tsara kosa zany ko!
otran tsara kosa zany ko!!bôgôsy be zao zany rah bandy kely!!!!

Pages

Ajouter un commentaire

5 + 14 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.