Vous êtes ici

Tohanako enao é Marina ŕ 100% mihintsy. Aty aminy vhv irery ihn ny vaha-olana!! Ny vhv irery no mahavaha io olŕna io!Rhf kotiny lhl isika vhv de mahaiza manadiady aloha oe efa misy miaraka v iny ? Efa manambady v iny sns sns... De non rhf tsy celibataire total! Misy ko manko ny lhl mpamitaka sy mpandainga! Isika dia tkn iray hina sy iray saina fa non am lhl rht sauf vita mariage. Vierge daolo na lahy na vavy miditra am mariage ary mandra-maty iny irery ihn. Tsy misy izany vhv mivaro tena izany. Ajanona atreo zany fa aleo ary manasa lamba sns Isika tkn ifanohana atrany foana ary miray hina ra sanatria misy bandy tratra mitapitapy eo. Ary mila matanjaka na ara-tsaina na ara-batana sns MIla ampidirina ao antsaina oe tsy mila lhl isika fa oe natao ivady ftsn ny lhl sy vhv ... Ny itovy am lhl tsy ho possible fa efa nataon'An/tra samihafa isika Na izany aza misy ny ezaka tkn atao satria ny lhl misy matanjaka b noho isika Tkn isika ahay ikarakara vatana mba atanjaka sy ahay ampiasa ny arme pour tuer satria ny lhl sasany ihn ko misy ratsy loha ka sanatria so d misy viol eo. Diso b ny milaza oe ireo vhv manao akanjo hafahafa ihn no misy mi viole fa na ireo vhv tsotra ary misy manao izany. Tokona ko isika mba anao akanjo mihaja tsotra tsy ampiseoseo ninin afa tsy aminy vadintsika efa voatokana ho antsika irery ihn ! Mila mahay mi-ignore completement tsy mandrara zay mijerijery sy bandy molamola faty reny ary mitoroka am ze miarkaa aminy. Ajanona atreto ny mifanindrinindry fa mifanohana ary miady am bandy akoholahy bohitra. Ifanarahantsika ni anaovantsika anreny! Lava b ny ahy fa oka izay ee hihihi :D Bref indrisy fa tsy zay le situation aloha hatreto

Par : Miq
Oljj
Oljj
Par : Pillar
In doly re zany e?
In doly re zany e?
fiber_manual_record Minou
Dernière visite: Il y a 1 jour 3 heures
A rejoint: octobre 29, 2018
Fahatongavantsaina ngamba io!
Fahatongavantsaina ngamba io!
fiber_manual_record Anselme
Dernière visite: Il y a 1 jour 4 heures
A rejoint: octobre 26, 2018
tena in kou re ty e! samoela
tena in kou re ty e! samoela ar ef mteny fa 1% sisa n virjiny kou mbl in ndray! nareo vhv kou ne enjana ra andainga sy ampirafy e! aza adino an! zan oe nareo ts mande ra ts mis S
Par : LITTLE THINGS
De gaga enao oe fa manin no
De gaga enao oe fa manin no manao izany zareo Tsy aleo mba otranzareo bandy!
Mitsiriritra ny sexes opposes e! Mikotikoty eny! Miodina ndraindray Mampiresadresaka eny
Miatrika ze manjo eo de mijoro fa vhv e Mba mody alina na tsy mody mintsy ndraindray e
Mividy ra maita Tena bdb ny zvt mila dinihintsika am Lhl Mba taitra rhf maita bandy e :D hahaha
Par : samy tompon'andraikitra
Misy fahamarinana ny voalaza,
Misy fahamarinana ny voalaza, fa misy tena diso be koa nefa.

Nahoana ny lehilahy no lazaina fa efa voafatotry ny instinct ka afa-tsiny ? Ny biby no toa izany, fa ny olombelona manana saina sy fanahy daholo. Raha natao hikoty ny lehilahy dia natao hosodokan'ny teny mamy ny vehivavy. Dia nahoana no omena ny vehivavy ny andraikitra rehetra tsy hisian'ny fiarahana ? Ny zavatra tadiavinareo dia hoe ny lehilahy mahazo mikoty, mahazo manao ny zavatra rehetra hakana fanahy ny vehivavy, mahazo manambitamby azy na amin'ny teny mamy na amin'ny fanomezana na ny fanomezan-toky sy ny maro tsy voatanisa, fa anjaran'ny vehivavy ny manao ny zavatra rehetra tsy haharoboka azy amin'ny fakam-panahy sy hanohitra izany rehetra izany ? Manana anjara lehibe ny lehilahy, ary raha mbola lehilahy misaina ihany fa tsy mampitovy tena amin'ny biby dia mahafantatra izany tsara.

Isan'ny fototry ny fampirafesana io fisainana io hoe ny vehivavy no mahatonga izany rehetra izany. Ny vehivavy dia olombelona toa ny lehilahy ihany fa tsy manana hery hafa. Samy tompon'andraikitra amin'ny fampirafesana.
Par : Yumi2
Rafozambavy tsy mifanaraka @
Rafozambavy tsy mifanaraka @ vinantony, ireo vhv miaraka @ vadin'olona, renikely, zaobavy...sns.
Rehefa tena dinihina dia ny vhv mihintsy no tena olana eo @ fiarahamonina kanefa be taraina eto @ forum.

Inona no antony?

Tokana ihany dia Fifampialonan'izy samy izy ihany. Toetra ratsin'ny ankamaroan'ny vhv io ary izy samy izy ihany no samy mitaraina hoe victime avy eo dia lazaina fa ny lhl no mpampijaly vady, mpampirafy...sns.

Ny rafozambavy dia efa vinanto, efa nanana rafozambavy....kanefa dia mbola nolovaina h@izao io toetra tsy mifanaraka @ vinantovavy io...
Ny lhl dia tsy afaka ny hampirafy izany mihintsy rehefa tsy manaiky hiaraka amin'olona efa manambady ny vhv.
Any @ ireny lanonana isankarazany ireny dia mifaninana ny vhv @ lamaody sy ny firavaka, mifampidera...ary dia mifampialona anaty hany ka ny valifaty dia ny hoe hiharahako ny vadin'iny.Na hoe hitady sponsor matanjaka hahazoana zvt mihoatra ny an'ny sasany...
Ny sipakely moa dia tsy lazaina intsony fa dia iarahana foana na dia efa fantatra izao fa efa manambady aza na dia hoe hi-défié an 'ilay tompontoerana aza.
Ireo sipakely ireo any aoriana any dia hanambady ihany koa ka raha miaraka amin' olonkafa ny vadiny @ izay dia ho avy eto ireo hitaraina ihany koa.lol
Ny tantaran-drenikely moa dia efa tsy lazaina intsony ny lazany.
Farany, ireo vhv dia manana toetra manatsara ny tenany izay foana ary manaratsy ny hafa.
Malhonnete intellectuellement.


Vahaolana: Any amin'ny vhv ihany no vaha olana raha te hirindra sy hihena ny olana ao antokantrano fa tsy any @ lhl mihintsy. Ialao io fialonana io fa io no tena fototra goavana. Solution radicale.

Ny lhl mantsy efa manana io instinct animal tia mitady lavaka hafa io ka rehefa manankombona ny fe-ny ny vhv hafa dia tsy misy azony atao.

Valable erantany io fa tsy hoe ho an ny malagasy irery ihany. Misy ihany ny vhv modely any ho any fa vitsy dia vitsy.

Ajouter un commentaire

5 + 8 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.