Vous êtes ici

Iangaviana isika mpanohana ny kandida tsirairaiavy amty 2è tour ty mb hanaiky izay voka-pifidianana eo ary tsy hiteraka korontana eto mada! tena tsy rariny mantsy raha ny fahatezeranareo mpanohana kandida no hanimba ny fomba fiainan'ny malagasy rehetra!

Par : vonipaiso
Dites- le leur à eux les
Dites- le leur à eux les vonimboasary
Par : Marina
Marina loatra, na 13 na 25
Marina loatra, na 13 na 25 mila samy manaiky ze vokatra eo fa tsy hitady excuse amin'ny faharesena fa io tsy maintsy misy resy ary misy maharesy! donc mila vonona sy tsy tia tena fa rehefa resy ny anao de am manaraka manao tsaratsara kokoa!
Par : kalie
Iangavio kosa koa ny
Iangavio kosa koa ny mpitondra tsy hanao mitanila ary hanao ny marina sy hanaraka lalana kosa koa e, satria matoa misy tsy manaiky anie de satria nisy ny tsy nety natao zany e, tsy fifaliana hiteny sy tsy hanaiky vokatra fotsiny koa io fa jereo fa tokony hisy lalana mihatra eto de asaivo ampihariny antsakany sy andavany zany , ca vaut pour les deux parties , ny Etat tokony hijanona ho neutre hatrany ary hi regler zay tsy mety fa tsy miala pa.

Ajouter un commentaire

2 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.