Vous êtes ici

Salama Tompoko
Arak'io loha-hevitra io dia fantatsika tsara fa saropady tokoa ny fitondrana vohoka. Ka noho izany, andao ary isika hifanoro hevitra, hifampizara ao amin'ny commentaire ny zavatra rehetra tsara ho fantatra, ny fady, ireo izay tsy tokony atao rehefa mitondra vohoka.
Ohatra: Tsy mahazo manao vizaka ny bevohoka fa maha afa-jaza, tsy mahazo mihinana fanafody fa raha misy marary na dia kely aza dia manantona dokotera/sage-femme/gygy , sns sns
Andao ary e!! :)

Par : sakamalao
Dokotera iray amin'ny
Dokotera iray amin'ny clinique niteny anay hoe : aza miafiafy ara-tsakafo izany. Tsy ilaina ny mifady sira, sns... Ny analyse ihany no mitondra an'io.
Par : profesera agreze
Rehefa bevohoka de dokotera
Rehefa bevohoka de dokotera sy professeur agrege dahoo ny manodidina anao.
Par : Tsiky
Manomboka 34 SA ny zaza no
Manomboka 34 SA ny zaza no ary tsara ny vatany ka rehefa teraka amin'io fotoana io dia efa tafiditra ao anatin'ilay hoe "à terme".
Par : ratsianabe
Mazotoa mihinana voamadilo.
Mazotoa mihinana voamadilo. krkrkrkrkr. Raha mila Mitia dia hitondrako zao de zao.
Par : kaviaviabe
Fa tena tsy azoko ilay hoe
Fa tena tsy azoko ilay hoe mila manindry havia moa sa havanana rehefa matory ? Inona ry zareo no dikan'iny ?

Ajouter un commentaire

2 + 18 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.