Vous êtes ici

Kisoa tany Israely kosa ve no nidiran'ny devoly dia ny kisoa gasy avy no voasokajy ho biby maloto le.

Par : Mandiniha
Somary fohy loatra ilay
Somary fohy loatra ilay fisainanao, ny taova ao anatin'ny kisoa no mitahiry ny microbes rehetra izay haniny, tsy mety maty ireo microbes ireo fa vao mainka hamafisin'ny selan-kisoa ( cysticercose no ohatra azo raisina indrindra akaiky fa mbola misy maro tsy tambo isaina) Rehefa olona no miresaka an'io lazainao io, dia lasa resa-be ilay izy fa mba vakio ihany ny baiboly fa raha toa moa ka tsy inoanao dia akombony fotsiny ataovy haingon-trano ao @étagère é!
Par : njato
kisoa gasy kosa aloha tsara
kisoa gasy kosa aloha tsara hena e! nam nam be
Par : kisoa lahy
Mangina ry le kisoa lahy ty
Mangina ry le kisoa lahy ty ah

Ajouter un commentaire

3 + 7 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.