Vous êtes ici

INona kai no dikan'ny hoe ratsy tafo azafady? tokantrano

Par : JFK2
??
??
fiber_manual_record Anselme
Dernière visite: Il y a 4 months 4 weeks
A rejoint: octobre 26, 2018
Ratsy fiorenana zany!
Ratsy fiorenana zany!
fiber_manual_record Minotia
Dernière visite: Il y a 4 months 4 weeks
A rejoint: octobre 30, 2018
Mila fandaminana ny tokatrano
Mila fandaminana ny tokatrano mb ts ho ratsy tafo e
fiber_manual_record Toky
Dernière visite: Il y a 4 months 4 weeks
A rejoint: octobre 26, 2018
misy ts fietezana ao matoa
misy ts fietezana ao matoa ratsy tafo n tokantrano
fiber_manual_record Minotia
Dernière visite: Il y a 4 months 4 weeks
A rejoint: octobre 30, 2018
Ataovy izay mety retsy a
Ataovy izay mety retsy a
Par : poly vonto
Raha toa ka ratsy ny
Raha toa ka ratsy ny tafotrano dia mora idiran'ny rivotra, ny orana, ny fanala, ... mitete, miditra daholo ny orana dia ho lasa lomotra daholo ny zavatra ao anatiny, tsy hafana, tsy hahatamana fa ho simba tsikelikely ny fanaka ao anatiny, tsy hahatamana fa handosiran'ny olona, hamparary.

Ho fehiny, ratsy tafo-trano = tsy hateza.

Ajouter un commentaire

12 + 4 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.