Vous êtes ici

Mitady olona efa natao operation chirurgicale tao @ Centre Medical Ankorahotra Tanà: mahaakasika ny dossier remboursement frais medicaux

Par : Elien
Bonjour
Bonjour
Par : Elien
Bonjour
Bonjour
fiber_manual_record ANDRIANANTENAINA
Dernière visite: Il y a 1 month 2 weeks
A rejoint: juillet 22, 2018
inty aho
inty aho
Par : smellnippy
Raha ho ahy dia efa tafiditra
Raha ho ahy dia efa tafiditra tanaty liste hôpitaux mandray ny prise en charge-ko ao ampiasana ilay clinique. Tsy mandoha vola mihitsy aloha, rehefa prouvé hoe tena ilainao ilay opération (approuvé par le médecin du travail) dia atao ilay izy. Ref vita somatsara dia maniraka havana makany amin'ny mpikarakara prise en charge (medgest ny ahy) , tokony efa omen'ny clinique ny facture. Dia ny Medgest no mamaritra ny pourcentage alohany sy ny alohanao. Tsy aiko aloha raha mitovy foana ilay procédure

Ajouter un commentaire

1 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.