Vous êtes ici

Betsaka ny miandry bus nefa ny buxi tsy maharaka rehefa heure de pointe.Mihazakazaka, misisika, mifanosika mampiasa coup de coude mihitsy tsy misy antra na vehivavy lehibe no eo na mpitaiza kely satria tara.Tsisy hajany intsony fa mitovy kilasy @ jiolahim-boto.Izany sisa Ramalagasy.

Par : sodina
aiza e
aiza e
Par : ry havana
ry havana, tena marina
ry havana, tena marina mihitsy io resaka fiandrasana bus io.
Par : sodina
dia lazao fa noho i rajao
dia lazao fa noho i rajao indray !!!!
Par : ZA ZAY
Ka samy lasa tsy
Ka samy lasa tsy miheritreritra afa tsy ny tenany ihany intsony. Tsisy lamina mazava fa mitangorongorona eo dia tqsy mifanaja intsony avy eo fa izay hidirana anaty bus ihany no mahamaika. Na dia efa niandry teo aloha aza ny sasany. Izaho ihany aloha no heritreretiko dia izay. Tsy @ bus ihany io fa amin'ny fiainana an-davanandro rehetra.... Efa izay sisa no fiainana eto atany an-tampony ka hatrany @ farany indrindra.... La loi de la jungle partout.
Par : Maraina
Manahoana, tsy ho an'ny
Manahoana, tsy ho an'ny mpandeha tongotra ihany fa mila faritana koa ny an'ny mpiandry fiara karetsaka.
Par : bizzarrrrre
Fa maninona tsy misy miditra
Fa maninona tsy misy miditra intsony ny forum moov?
Par : AIZA E?!
Mbola forum ve no ilazàna an
Mbola forum ve no ilazàna an'itony?? mba valio ry sodina a
Par : nainakely
mampalahelo ny fianarana ao
mampalahelo ny fianarana ao amin'ny UCM fa misy zanaka manao politika tsy manao examen akory dia afaka fanadinana soamantsara asa izay Hajo an'ity Madagasikara ity atsy ho atsy fa ialahy dia tsy maintsy hankalazainay raha mbola miverina aho fa izahay faty mianatra nefa ialahy tsy alehany akory
Par : Mpananatrabe
Aleo ny zanaky ny mpanao
Aleo ny zanaky ny mpanao politika sy ny olom-piangonana ho tsarain'ny tantara Ranaina a!Ireny zanaky ny mahitahita ireny anie no tena mampalahelo sy mahantra fadiranovana e.Tohizo ny fiezahanao sy ny fahamarinana fa tsy maintsy hisy vokany tsara izany. Aza kivy!Betsaka ireo laibany ao ireo no mangalatra ny volam-bahoaka hampianarany ny zanany any am-pita. Fa NY ALAHELON'NY ZANABAHOAKA HANARAKA IRENY ZANANY IRENY MANDRAKIZAY. DIA HOE HO LASA OLOM-BANONA VE IRENY??? MAMPALAHELO AN
Par : betaxabe
Hoy le madame zay hoe : melée
Hoy le madame zay hoe : melée akia no filaza an'ireny a.

Ajouter un commentaire

7 + 3 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.