Vous êtes ici

Misaotra Anao izahay Jesosy fa nomenao an'izao herin'andro izao indray, nomenAo fofon'aina, hery sy tanjaka.TahinAo ny fiainanay mpi-forum ireto, eny na ny tsy ihany koa aza mba higoka an'izay fahasambarana avy aminAo izay izahay, indrindra fa ny fahasalamanaTahinAo ny asanay n'inona ataonay ankoatran'ny mangalatra, mba hisehoan'ny voninahitrAoNy olanay rehetra dia efa apetrakay aminAo satria ny zanakAo sy asan'ny tananAo dia adidinao ihany.Misaotra Jesosy Amen!

Par : Songomby
Snif, snif. Tena merci ra
Snif, snif. Tena merci ra-Njoun fa hay ve nareo ty tena ohatra an'lay jiolahy teo ankavanan'ny Tompo e. Anio ihany tsika de hihaona any am-paradisa. Okay de mazotoa e.
Par : Dondrona
Tsy vitan 'ny hoe fo feno
Tsy vitan 'ny hoe fo feno fitiavana fotsiny ,fa fo madio mangarangarana ,tsy misy alahelo ,tsy misy likiliky ary vonona ny hamindra izany amin'ny hafa .

Ajouter un commentaire

3 + 12 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.