Vous êtes ici

Salama daholo. Malaza ankeitriny fa tena efa manao azy koa ny vehivavy manam-bady amin'ny resaka mijangajanga. Eo amin'ny 35 a 45 eo no tena tafiditra lalina amin'izany ary raha jerena ilay izy tsy dia resa-bola fa tena zavatra hafa mihitsy. Betsaka ny lehilahy voadoana amin'io ary tsy anisan'ilay mpampirafy gaigy lahy izy ireo indrisy. Mba misy hafaka milaza ny mba mety antony ve mba mora hamakafakana sy hanerenana an'izany. Misaotra amin'ny valin-teny

Par : tsotso
JUST FEELING io e!ts mahavita
JUST FEELING io e!ts mahavita azy angamba le vadiny de any izy mitady tsiro vaovao.mba hialana le routine andavanandr
Par : tovogas
Fa inona moa ilay hoe tsy
Fa inona moa ilay hoe tsy mahavita azy? eo @ firaisana ve? araka ny teneniko oe tsy ara bola
Par : tsotso
TOVOGAS ny sipa na vady io a
TOVOGAS ny sipa na vady io a!de mila zava-baovao foana.Ohatra:RS,FITSANGATSANGANANA any @ park,hotel,......sns le routine mihitsy nge le olan'ny vehivavy e!
Par : tovogas
Ra sipa tsy manam-bady dia
Ra sipa tsy manam-bady dia manaiky aho fa raha oe vady dia efa nihaniany ihany ny tenany. Fa mahaiza mailo fa tena efa maro ny manao an'io ary misy vehivavy tsy hampozina mihitsy
Par : Ramisa
Hebreo 13:4 "Fa ny
Hebreo 13:4 "Fa ny mpijangajanga sy ny mpaka vadin'olona dia hohelohin'Atra" Matahora ka mandiniha fa mbola handalo fitsarana daholo isika...
Par : soakell
Io izany dia tratra foana e,
Io izany dia tratra foana e, na lahy io na vavy. Ny mpamposavy mandeha @'ny alina aza misy mahita hoy ny fiteny. Ka mahatatesa ny vokany toy ny fanaovana veloma ny tokan-tranonao ary ny mampalahelo dia ny ankizy. Ary marina mihitsy ito resaka ito fa misy namako vehivavy roa efa manam-bady manao an'io, tenenina moa fa izay no tiany ka akory hatao.
Par : za ihany
Efa bobaka no manao an'io, za
Efa bobaka no manao an'io, za efa tratran'io fa tena manav mitsy an! Tsy ampoizinao. Le izy tena revy no tian sipa e! Refa itan lah hoe tady tsy afaka d maka hafa koa izy e! Idirany daolo na revy pour une nuit na mitohy fa d elah no mieson'eo ra tratrany. aza mba voa ihany. Fa matetika koa le bandy tena mi-décla tena love amin sipa reny no tena tratran'io, ampijaliany² mitsy satria fantany fa tsy hikirotana fa alaminy @le fika fotsiny...
Par : Psy
35-45 taona eo ny vehivavy,
35-45 taona eo ny vehivavy, rehefa avy niteraka, nikarakara ny zanany, efa manomboka mahaleo tena ny zanany dia manomboka mikarakara ny tenany amin'izay, mampihena rondeurs isan-karazany (Kibo, fe,...) ary mety mampitombo ny tratrany koa... Io no taona ilàny attention an'ny vadiny aminy. Misy fitenenana hoe la vie commence à 40 ans dia tena marina satria manomboka miala ny vesatra @ andraikitra ao @ ankohonana, raha miasa izy dia eo koa izy matetika stable @ asany, mahaso promotion satria efa manana traik'efa sy fahamatorana, vokatr'izany dia manana estime de soi be izy ary eo no tena mila itandreman'ny lahy, dokadokafy izy, omeo teny mamy, ets.... fa raha ny lehilahy hafa no hanao izany mety lasa manandrana kely any izy hoe juste un soir, une 1/2 journée saingy mety ho tamana ka dia hanao programme isan-kerinandro, indroa, intelo, indimy isan-kerinandro fa ramose rehefa week end ihany vao misitraka azy. Niaina izany ny ahy ka fantatro tsara. Tsy nanenenany ilay izy saingy nony noresahana dia izay no fanazavana afaka noraisiko avy t@ zavatra niainany.
Par : JINJAWA
MArina laotra io, surtout
MArina laotra io, surtout vehivavy miasa, tranga maro no efa hita teto am toeram piasana fa dia betsak ni sipa ef manambady, madama manjamanj reo ndrindra fa dia miarak am iann ono, ray fiasana ao mu koa ni bandy satriny azy e, feelin no tadiavina eo fa mila vola koa nefa...ka io ts voafetra fa ref mazaka ni bandy de zai, any am chambr fona no iafarany ary zay le izy! ry madama koa mu jejo loatra, ny bandi ts andalovana, natiora io ary bandy no manoratra, efa nihaina ary miaina an zany cas zany..ilaina ny miala am routin sy n azkazk isan andro de mba mila relation hafa e..gagnant 2 zay! fa géreo tsara e. mila discret koa...
Par : gasslah
tena marina io, ary mihaina
tena marina io, ary mihaina an'io mihitsy ny tenako. Fa nijoro ny tena fa lehilahy, lavo ary mbola misy sequelles hoy ny vazaha en ce moment. Fa tamin'ny cas - ko, ary tsy nataoko vengence ilay izy fa lasa koa nitady ary mpiara miasa amiko no miaraka amiko amin'izao, fa ny maha samy hafa azy mbola tsy manam-bady kosa sipa. Hitako oe equilibré ilay situation na ratsy aza ny fisehony fa izay no zava-misy na ianao mibabo azo fijaliana na mijoro.

Pages

Ajouter un commentaire

10 + 5 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.