Vous êtes ici

Bonjour,Lehilahy izaho manoratra ary tiako raha vehivavy noho manome toro hevitra!Mpivady vao za sy ny vadiko efa ho 1 ans zay no nitokantrano...eo ampieritreretana ny anao zaza kely amin'izay zao fa misy zavatra tiako anontanianaTalohan'izay nitonkantrano dia nipetradrery foana ny tenako ,efa ho plus de 10 ans (Vo afaka bacc) Tamin'izy mbola mpisipa dia miady foana ary mifamaly dia miombina avy eo Amzao anefa hitako tena mandefitra b izy ary malahelo mafy anazy za satria za lasa miteny b anazy foana na dia zavatra tsisy dikany ary!!izy tena efa hitako mandefitra b !!! mitomany fotsiny izy !!izy efa tena miezak manao ze mety rehetra amin'ny ao antokantrano!!! fa ny tsapako dia indraindray t ho irery zany za d lasa mila vaniny (mandroaka an'azy mintsy za indraindray d lasa izy mankany am zokiny) fa afaka 1 ou 2 heures d malahelo b an'azy za !!! tena inona ny tokony ataoko ry zareo, mba omeo toro hevitra fa t iova za!!t tsy anao anzany!!! nareo vehivay efa lehibe (ba lehilahy koa tsy maninona) no tiko amaly Satria tokony hilamina tsara ny tokantranonay (asa stable,fiara,trano,finoana mitovy,ny rafozana tia ahy...) Misaotra anareo malahlo azy aho

Par : courage
Ianao aza zao dia efa
Ianao aza zao dia efa mahatsapa ny tsy mety ataonao, be exigence loatra ianao, zay no Antony satria efa zatra niaina irery ary misy fahazarana efa nipetraka ilay izy. Amboary ny saina ary mila ezaka be avy aminao io, tadidio foana fa efa 2 ianao zao fa tsy 1 intsony. Rehefa mitady hanao vava ratsy ianao dia tongàva saina haingana, aleo mivoaka mifoka rivotra kely aloha vao miverina miresaka aminy ndray, fahazarana fiaraha-miaina io ka mila mianatra sy manao ezaka be dia zao mbola tsy tonga zao ny zazakely. Courage fa lay fitiavana jerena
fiber_manual_record In love
Dernière visite: Il y a 1 week 1 jour
A rejoint: juin 27, 2018
Madefitra ny vadinao satria
Madefitra ny vadinao satria zay no hafatra ny olon-dehibe oe mila mandefitra ao antokantrano an ... sns ka d mandefitra izy satria tia! tadidio anefa fa tokotrano vao io ka tsy aharitra ela zany fandeferanabe zany fa refa lasan'ilay zalahy hafa mavita manambitamby sy tsy manpijaly azy izy d aza mitady lavitra hoe in no antony ... ENAO NO MANIMBA NY TOKATRANONAO
Par : zay zany
Tsara rehefa mahatsapa tena
Tsara rehefa mahatsapa tena fa mila miova ianao. Alefaso miandalana satria ela ny ela ho leo gidra nohon'ny tsy antony ihany ny vadinao. Sarotra ny miara-miaina satria efa zatra irery ianao. Ka mila mianatra ny miara-miaina aman'olona indray. Ny tokony ataonao voalohany dia rehefa misy zavatra tsy mifanaraka ny sainao mitady hahatezitra anao, dia miezaha mihintsy aloha tsy hanao vava. Raha tsy tanty, dia aleo aza misintaka kely. Rehefa tony vao mifampiresaka. Dia mitady ny marimaritra iraisana @ izay zavatra tsy mampitovy hevitra satria izy koa ho lasa frustree @ farany raha ny teninao foana no tsy maintsy arahina. Afaka atao koa, ny manokana toerana, hefitra, manokana ho anao manokana raha possible hanaovanao ny fialambolinao manokana. Tsy hidirany io fa anao manokana. Ka raha tonga ny fotoana ilana azy dia afaka misintaka ao ianao. Manala ny fonao @ zavatra hafa. dia rehefa vonona hifampiresaka normal dia manantona azy indray. Raha possible manko io dia lasa ho rituelentre anareo no sady tsy hananany saina ratsy hoe lasa aiza? misy sipa ve? sns... ka voa miha mety hanimba ny fiarahana satria hanampy ny fahasorenana eo aminao indray koa hoe tsy nataonao akory izany dia mampiditra probleme hafa indray koa.
Par : HIRAINA
Bonjour,
Bonjour, Tena mampalaelo mihitsy le vadinao,vhv za no mamaly eto ary efa 35ans.Izahay vhv refa vady dia ts manana safidy afatsy ny hampety ny tokantrano ka zay no matonga azy mangina ra zay no ampilamina.Tadidio fa vie en communauté na couple,na famille na fokontany na fiangonana sns........ fiarahamonina na miasa plus d'une personne dia ts maintsy mipetraka ny discipline ho marimaritra iraisana hampety an'ilay fiarahamonina na fiarahamiasa,dia toy izay ianareo;apetrao ny discipline mety @ fiarahamoninareo 2,inona no ts tian lahy ,inona no ts tian vavy ,mila mifapicomprendre,mifanampy sns........Dia refa mis io discipline io dia milamina wazy ianareo.Mirary soa
Par : FARA
Sambatra ianao fa ilay
Sambatra ianao fa ilay vadinao dia mijaly.Manao izay tsy hifandirana aminao fotsiny izy ka na dia tsy tiany ary dia ataony.Lasa hypocrite ilay vadinao fa tsy ilay izy natoraly toy ny taloha intsony.Tout est faux.Ary ho avy ilay andro izay hankalao azy tanteraka dia ilazany aminao ny ao am pony ka ilazany aminao fa "faux" daholo ireny fihetsiny ireny.Ary tadidio fa simba tanteraka koa ny fiainany satria novainao ny maha izy azy .Lasa miova na ny fihetsiny amin ny olona mifandray aminareo ary satria matahotra ny hahazo fitsikerana avy aminao izy.

Ajouter un commentaire

7 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.