Vous êtes ici

iarahaba Tompoko,mba mangataka sosokevitra avy aminareo azafady, inona kay no zavatra atao fa te ho mpandraharaha aho, manan-kevitra ve ianareo ? inona ilay zavatra mety atao dia inona avy no taratasy ilaina,tena mba maniry mantsy ny tena mahita ireny vehivavy mivoka any ivelany, mahita zavatra atao bdb, de lasa mpandraharaha ,Miaotra mialoha anareo izay mamaly

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
vehivavy te ho mpandraharaha
omeo aloha ny definition n'ilay mpandraharaha aminao.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
vehivavy te ho mpandraharaha
Rehefa hitanao ilay "définition" an'ilay hoe mpandraharaha io ambony io dia jereo indray hoe inona ny tinao atao. Ny afaka hitondranao azy voalohany dia izay zavatra tinao (asa tanana, taozavatra,.... )
Raha ny famoronana orinasa dia mila makany @ EDBM (immeuble TVM taloha) ianao dia any manontany ny "procédures" arahana @ fananganana orinasa.
Par : hevitra
Miombonkevitra amin'ilay
Miombonkevitra amin'ilay voalaza eo aloha. Voalohany indrindra aloha mila manana hevitra ianao, ohatra hoe manana créativité aho amin'ny resaka fanjaraina, inona no zavatra tiako ato, tena tiako ve ny manao azy hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany, mety misy olona ve intéressé sns. Miainga amin'ilay hevitra dia mi-développer business plan ahitana hoe tafavoaka ve raha ilay hevitra dia inona sy inona avy no mety lalana itondrana azy. Raha manana hevitra maromaro moa dia afaka manana safidy ianao. Ilay hoe te ho mpandraharaha satria te ho mpandraharaha fotsiny manko sarotsarotra raha tsy hoe manana vola ianao dia mi-inciter olona manana hevitra hiaraka hiasa aminao. Tadidio fotsiny anefa fa tsy mitovy avokoa ny lalana itondrana ny hevitra tsirairay, ny maka tahaka fahatany tsy mety.
Par : Elien
Bonjour mes amis
Bonjour mes amis
fiber_manual_record Elienantenaina
Dernière visite: Il y a 1 month 1 week
A rejoint: septembre 24, 2018
Bonjour
Bonjour
fiber_manual_record Elienantenaina
Dernière visite: Il y a 1 month 1 week
A rejoint: septembre 24, 2018
Fa ahoana
Fa ahoana
fiber_manual_record Elienantenaina
Dernière visite: Il y a 1 month 1 week
A rejoint: septembre 24, 2018
Mianatra
Mianatra
fiber_manual_record Minou
Dernière visite: Il y a 7 heures 20 min
A rejoint: octobre 29, 2018
Mila investissement de temps
Mila investissement de temps be io f vitanao io ra tena vonona enao

Ajouter un commentaire

8 + 2 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.