Vous êtes ici

salama daholo, vehivavy ilay manoratra, renim-pianakaviana aho, manan-janaka 2. tsy dia misy disadisa be dia manaoana eo aminay mivady, fa tsapako tsy mitovy lanjany toy taloha intsony ilay afom-pitiavana misy eo aminay roa, torak'izany ny fifanajana.... taloha aho raha misy zavatra tadiaviko sy ilaiko, dia milofo ery izy hanatanteraka izany, (par tous les moyens)... na ihany koa raha midy "décision" ho raisina dia natoky ahy tanteraka izy taloha, ary izay tapako ihany dia erany.... zao anefa izy lasa: "autoritaire" be, izay teneniny ihany no tsy maintsy tanterahina, ..........sns.....tsy dia tena hoe miaina ao anaty vola sy harena be koa ,en plus,...........
FITO (07) taona nivadiana izahay, ary efa avy niteraka azy roa lahy aho, efa tsy mampi-nono intsony....no nahita ity rangahy iray (izay efa manana ny tokan-tranony ihany koa) ...manakaiky kokoa amin'ny foko raha antoiko hoe: KARANA ny pseudo-ny eto...SEXUEL be io rangahy io, isaky ny mihaona dia hiaraka anaty efitra foana izay, ..tamin'ny voalon-dohan'ny fiarahanay, efa saika leo ihany aho, fa efa ho 1 taona zao (05 janvier 2018) izahay no niray ara-nofo voalohany (teo manjakaray...tena mahay "mampi-revy" be ahy izy ary mamela ahy andray fanapahan-kevitra foana isaky ny misy dia alehanay, na zavatra ataonay miaraka.......*ka izany no naha-tafa-latsaka tanteraka ahy taminy*** JE SUIS TOMBEE TELLEMENT FOLLE AMOUREUSE DE CET HOMME*** et son avis, j'ignore complètement..................
ny olako dia izao: io rangahy io, dia tena mahidy loatra, tsy haiko oe ny fahafantarany ve hoe tena potika tanteraka en mille morceaux aminy ve aho dia araraotiny??? fa zara raha manome vola , en guise de goûter, hono zany...tssss....rehafa tena tsy nahazo valeur be taminy mihitsy aho dia namorona lainga itsapako ny lohany: BEVOKA AHO..hoy aho taminy..

karana: ovina zany? ndehana mitsindrona d vita zany

moi: ka omeo vola fa tsy misy entiko manatanterak'izany koa anie e..

karana: fangah nareo mbola tsy nandray e? aloavy any aloha d rampitso efaiko...

moi: tsy misy, aleo fa ho taizaina zany d mifanampy

karana: shhhhhiiii, ty lou misy mahavidy tsindrona, d ampiopio any e, (40.000 fmg)

hahahahahahahahahahahaha

mandrak' tiny anio tsy niantso izy hanampy ilay vola,

mifankahita foana anefa izahay, samy be ambo, tsisy te hanao premier pas - nefa mifam-pi bip bip am numero caché.rhf le mahatsiao kely iny...

tena mbola tiako izy, tsy manana olana aho ny fomba hiverenako aminy,

fa izay ny olako,

tsy afaka ny hanampy ahy ara-bola izy, fa resaka firaisana fotsiny (raha am io resaka io izy mahafoy na d ôtrinona aza hofan'chambre) na aiza na aiza io, tongany mandeha tomobil-ny zahay....

MBOLA TOKONY HIVERINA AMINY VE AHO SA AJANONA????
mba mangataka fanampiana sy toro-hevitra aigana avy aminareo, fa misalasala be aho, ny foko mbola miankin-doha tanteraka aminy,

Par : revydiarevy
Budget hanaovana kosa izany
Budget hanaovana kosa izany no hananany fa tsy manana atoraka na te handany vola aminao izy. Raha te hijanona revy, dia mijanona revy dia tohizo ny fiarahana e.
Par : Mys
ka tokony oe sady misy BOB
ka tokony oe sady misy BOB ihany kou
fiber_manual_record Toky
Dernière visite: Il y a 3 months 1 jour
A rejoint: octobre 26, 2018
Revy fotsiny no tadiaviny
Revy fotsiny no tadiaviny aminao zan! mahaiza mandinika
fiber_manual_record Anselme
Dernière visite: Il y a 3 months 1 jour
A rejoint: octobre 26, 2018
Fitiavana sexe fotsiny ny an
Fitiavana sexe fotsiny ny an'ilay rangahy io fa enao no very eo
fiber_manual_record Minotia
Dernière visite: Il y a 3 months 1 jour
A rejoint: octobre 30, 2018
ataovy fangalana vola aki a!
ataovy fangalana vola aki a! ref tsy manome d tsy mahazo n tadaviny koa
fiber_manual_record Toky
Dernière visite: Il y a 3 months 1 jour
A rejoint: octobre 26, 2018
Tsy mety ny manao izany!
Tsy mety ny manao izany! alamino ny tokantranonao fa aza avela ho rava! afa indray raha mapirafy koa ny vadinao
fiber_manual_record Minou
Dernière visite: Il y a 3 months 1 jour
A rejoint: octobre 29, 2018
mila miova famindra r'ise a
mila miova famindra r'ise a
fiber_manual_record Toky
Dernière visite: Il y a 3 months 1 jour
A rejoint: octobre 26, 2018
Grave be kou ne ny ataonao e!
Grave be kou ne ny ataonao e! efa manatompo ve nama de mbola isisiana iany leu
Par : fleo
ra za enao dia ajanona dien
ra za enao dia ajanona dien zao sao ho votsidroha. lehilahy za mresaka amnao sady vao avy nisaravady amnio cas otranao io mintsy, ny akizy jerena fa aza variana amin`ny rendrarendra

Ajouter un commentaire

13 + 7 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.