Vous êtes ici

Za lehilahy,boriboriko daholo ny chiffre ze lazaiko eto mety mihaotra mety latsaka sao mijery an'ity ilay ramatoa dia fantany 16 ans de mariage,zanaka 3,miasa aradalana izahaySomary lava ityzanaka 2 t@ zany,nitady zaza fanampiny,sarotra,ela nanao traitement.lasa nisintaka aho 4 mois,marihiko kosa fa nifanerasera ihany izahay noho ny zaza,miara mamelona,miantoka ny ecolage sns,rehefa te hiaraka dia mifampiantso dia hainareo ny tohiny.Bevohoka izy,nalamin'ny olona lehibe sasany ny probleme,nifamerina,teraka ny zaza,ok iny.tratrako nampirafy ny vadiko 2 taona taty aoriana izay marihiko fa olona niasa nanao zavatra tao aminay ihany le bandy.Fantako ny vadiny dia tonga dia natsoiko,nifanazava teo ,asa ze niafarany ny azy tany efa nikarakara hampiditra divorce za fa noho ireo zaza ireo sady marihiko fa mbola tiako izy dia namela azy za.Nankarary ny lohako ny nieritrerita an izany satria sarotra ny manadino,na dia nianiana t@ izay azo nianianana rehetra izy fa vao flirt fotsiny fa mbola tsy nanao t@ le bandy,nga oa io misy compteur sa tableau kilometrique?fa bon tsy maintsy nandam za satria tiako ny zanako.Nanomboka nivoaboka za,mirevy miaraka @ akama,alimpody matetika rehefa week end,matetika mamo ary tsy nijanona sady tsy tapakevitra ny hijanona raha tsy nisy ity tranga manaraka ity.t@ taona lasa iny tratrako nampirafy ndray,ary tena naknany @ chambre mintsy,efa niaraka ataokao ngamba oe au moins 1 ans izy sy le bandy,izay tsy ampoizina mitsy oe de ity bandy ty ve de nampirafisinao ana?ny nahitako azy de zao:nisy volana t@ iny taona iny le ankizy tsisy tao antrano fa natory tany @ dadabeny tany,t@ 8h de nanao,gaga za fa tonga de otran'ny malama be zany,ohatra ilay hoe efa nanao fanindroany.vao vita ny natao de no encaisser ko,tefaka sns nibaradaka sady efa nampanarahako ol koa dia hitan'ny le ol le chambre fandehanany.Tsy afaka nanda intsony nitsotra ny marina rehetra.Nifona nilela paladia,satria fantako daholo ny secret ny rehetra any @ fiasanany any ka raha apoakako dia vita ny aminy,nefa raha hanao an'zany ve za de tsy naman'ny mamaono tena @ zao fiainana sarotra izao?,marihiko eto koa fa izy be karama noho izaho saingy ny zavatra natsangana dia za no 70%.Ekeko fa zaza 7 tsy mahafehy trano,saingy ilay zanako 1 misy probleme,tsy afaka misaraka intsony za noho ireo,satria:1-efa investissement betsaka no laniko tao,firy taona za niasa vao nahavita an'io2-le zanako misy probleme goavana3- za efa + de 40 (le ramatoa + 38) tsy te ary tsy afaka hanao depart 0 indray.Ny decision noraisiko de zao:namela azy indray za (noho ireo antony ireo) manomboka miezaka ary tsy mirevy miaraka @ akama intsony zao,tsy misotro mintsy ny marina sns..very ny investissement ko ra hisaraka satria ny hafa ndray no mitavana na oe mizara 2 aza ireo zavatra ireo,@fomba ahoana moa no hanomezako ny fananako ho an'ny ol hafa?tokony ho lovain'ny zanako manontolo ve ireo dia homeko ol hafa satria mety haka vady izy sns avy eo?ka raha miteraka ireo dia tsy maintsy mpandova avy @ reniny ny zanany?tsia a!aleo ho an'ny zanako irery satria niasa mafy za vo nahzo an'ireomody nataoko tsy nisy tohiny tsony iny zavatra iny,saingy kosa mijery za oe raha mbola omen'ny ao ambony fahasalamana ny hanao zavatra hafa ho ahy manokana,efa nanao compte bancaire 1 izay tsy fantany,tsy mandany vola @ rendrarendra intsony fa manao economie mafy be satria hoy za oe raha mbola misy zao mantsy azy dia zay vo tena vita ny antsika,saingy aona moa no inoako fa tsy hamerina izy?jamais deux sans trois hoy ny vazaha,miandry ny zaza lehibe za ka enga anie ka tsy hanao ny toetra ratsiny izy fa raha misy izany dia efa manomana ny fialako za zao.Efa ho ampy ho an'ny zanako izay ao.hiala za raha sanatria.Mody miezaka za mitia azy,tsy mampiseho alahelo,tsy tezitra ataoko hitany koa fa arahako maso izy na @ phone na ol manaramaso azy fa saingy ny ao ampoko kosa dia efa presque cancer angamba,na ny mijery azy aza in 1-1 mrikoriko ana.za mbola tsy nampirafy azy mihintsy h@ zay fotoana izay,@ maha lehilahy moa rehefa miasa any @ sisiny de mahita vehivavy fa c'est pour le plaisir fotsiny fa sans suite.Manomboka izao kosa dia hanao vengence maxi za,ze nataony tamiko no hataoko,mbola tsy haiko na ho hataoko fantany na tsia fa mbola dinihina sao fantatry ilay zaza tsy normale ka hampitombo ny mahazo azy fa vao hanomboka za zao,hanao sipa za fa tsy hanary ny tokantranoko satria tsy ho calme mintsy zany fahatezerako sy alaheloko zany ra tsy dent pou dent.Izay no entiko manomboka zao taona vaovao izao1-Diso ve za manao izany?za aloha tsy maintsy hanao na iza hanakiana saingy misaotra ho an'izay manoro hevitra fa tsy vitako ny misaina irery @ izao2-tsy afaka hamelona ireo zanako ireo za raha mbola tsy stable emotionnelement3-mitady sy mihary mafy dia mafy za zao,ny vola hono no maha olonaHo an'izay rehetra mitovy cas amiko dia izao no ataoko antsaina sao mahasoa entiko hiatrehina ny fiainanaSUIS BLESSE,A GENOUX FA MBOLA AFAKA MITSANGANAMisaotra antiska namaky.

Par : dapiste
saika nitovitovy le
saika nitovitovy le tantaratsika le
Par : Dodue
Ndriii, mampalahelo ny
Ndriii, mampalahelo ny tantatanao. Mitovy ny antsika saingy izaho vehivavy. Ny ahy dia naleoko niala ho fahendrena
Par : bonaika
Inona lety izany fianam
Inona lety izany fianam-boalavo izany? ny adalan' ialahy no niverina. Tanana zatra mitsotra lesy tsy afaka mivokona intsony a. Raha ny amin' ny ankizy no hijanon' la dia mijanona dia manaova fiainana any amin' sisiny. Fa io tsapan' ny ankizy foana hoe misy pbme ao
Par : ontyfitia
mitovy b tsika. za vhv.
mitovy b tsika. za vhv. manorata aty amiko le plus tot ontyfit arobaz gmail teboka com
Par : noums
dé inona ny intérêt hamaliana
dé inona ny intérêt hamaliana faty? mamela nefa tsy manadino???? fianana alika be! tsy ampy vavaka, tsy ampy an'Andriamanitra. aleo Andriamanitra no hamaly fa aza mamaly ratsy ny ratsy ee! diso foana ianao raha vao manao ratsy eo
Par : Radamaranja
Mitovy mihitsy ny
Mitovy mihitsy ny tantaransika ry bandy akama!zaza 3 koa dia io ny raisonnement-ko! izaho aloha izao mampirafy be faran'izay zokiny! ataoko daholo izay sipa mety rehetra! fa mahagaga, tsy mahafaka ny foko! fa mbola hotohizako ihany na izany aza satria ny ahy efa hananako porofo rehetra fa tsy mety mi-reconnaitre ny nataony!sady izy tena loza fa lasa maharikoriko ahy koa na ny mijery azy aza amn'ilay nanitsaka im-betsaka! fa mihatsara ivelatsihy fotsiny aho ao an-trano! tsy indray mandeha tsy indroa mantsy izy izay no no-pardonnena fa mamerina foana!
Par : taoKoa
Za koa lehilahy dia io koa no
Za koa lehilahy dia io koa no nahavoa.Dia ny ao antsaina di aio vengeance io ihany.Nampirafy koa fa ny fo tsy afaka.Tsy sahy miala koa anefa.Mampalahelo ny zavatra tahaka izao.Ny hany azo atao dia ny miala tsikelikely mety ho aman-taonany io fa dia mitadiava sipa foana mandrapahitanao sipa tena tianao ary asahianao hanariana azy.EO enao vao ho afaka .Izay no nataoko nandritra ny taona maro .Dimy taona taty aoriana nahita olona tena mendrika dia nialako izy.
Par : bonaika
Misaraha lesy fa inona ary
Misaraha lesy fa inona ary zany? tsy aleo mazava...,
fiber_manual_record Lonely
Dernière visite: Il y a 3 months 4 weeks
A rejoint: juillet 19, 2018
Normal be ilay hoe hanao
Normal be ilay hoe hanao vengeance fa sur ve ianao fa tsy hanampy problème indray izany ? Sur ve ianao fa tena hitony ny fonao après ? Raha mbola ny zaza ny priorité-nao dia aleo r'ise hilamina a. Indrindra raha mbola par vengeance no hiaranao @olon-kafa.
Par : Harena
Apetrao @ Andriamanitra ny
Apetrao @ Andriamanitra ny fiainanareo fa milamina ho azy io.Rehefa mi'reconnaitre ny vadinao dia efa zava dehibe zay.Matoa izy natahotra anao sy niafina nanao zany dia mbola tiany ianao zay,ary mbola misy minime de respect ny tokatrano ao..Manaova méditation hoe inona ny zavatra ataonao mety ahatonga azy anao zany.Tadidko fa il n'y a pas de fumée sans feu.Mifampiresaha,mifamela,pimenter'o ny relation nareo ary ny tena zava dehibe ankino @Andriamanitra ny tokatranonareo dia ho hitanao fa ilamina io. Expérience vécue,vehivavy no manoratra

Pages

Ajouter un commentaire

7 + 2 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.