Vous êtes ici

Liga maimbo kely sisa zany no fanantenana mampamangy lesy ry kiki a, :-6mamangy @ fahoriana ho an'lisany mpiodana barcelone:(( :(( :((:((:((

fiber_manual_record $ongomby
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: août 17, 2017
vita matavy lé Barcelone klé ROMA 3 -0 FC BARCELONE :-6
Tsisy mampionona aza moa tsy maintsy mionona maika fa tongavanareo toy zao koa dia mankasitraka fa mba manodiava koa zany e.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
vita matavy lé Barcelone klé ROMA 3 -0 FC BARCELONE :-6
Tsy i Barcelone mihitsy no tena tsy nahavita.

Fa ilay foot nataon'i AS ROMA no ena tsy nahafahany nikofoka mihitsy :

- Vatana
- Technique
- Tactique
- Réalisme devant les buts.
- Chance

L'AS ROMA révolutionne le foot-ball :

- La possession ou la cir*******ation
- La Technicité ou le talent

Tsy ampy intsony.

Je ręve d'une finale : AS ROMA - Liverpool.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
vita matavy lé Barcelone klé ROMA 3 -0 FC BARCELONE :-6
Nandinika indray aho ka izao no hitako etỳ ambanin?ny masoandro: Tsy ny haingam-pandeha


no mahazo fandresena, ary tsy ny mahery no mandresy,..... satria mety ho azon-tsampona


izy rehetra amin?ny fotoana tsy ampoizina.Mpitorinteny9:11
fiber_manual_record rangotra
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: août 17, 2017
vita matavy lé Barcelone klé ROMA 3 -0 FC BARCELONE :-6
rariva ko zao ra sanatri maaresy 4-0 juve de seville maaresy 5-0 de isy iteny indray oe juve vs seville ny final.....


de otranzany fon ve zan tsika
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
vita matavy lé Barcelone klé ROMA 3 -0 FC BARCELONE :-6
Rangotra,

Mora kokoa ny manao pronostic rehefa 4 sisa ny Ekipa milalao.

Matoa tonga amin'io dingana io dia mahay izy izay fa tsy kisendrasendra intsony : Match aller-retour.

Ary i Liverpool dia ekipa nandrandrain'ny maro ho tonga finale no nahitsany.

Toy izany ihany koa i As Roma.

Zavatra efa sűr ny ahy no nilazaiko : Tsy maintsy manao 1/2 Finales i AS Roma sy i Liverpool, fa tsy pronostic akory.

1 chance sur 2 ireo équipe ireo no hanao Finale.

Fa izaho tsy niteny mihitsy teo hoe : Bayern na Atlético izay mbola omaly no nanao ny 1/4 de finales.

Toy izao izany ny 1/2 Finales : Liverpool - As Roma - Real Madrid - Bayern.

Dia eto aho dia afaka miteny ihany koa manao hoe :

Faniriako :

1čre 1/2 Finale : Real Madrid - Liverpool

2čme 1/2 finale : As Roma - Bayern

Ajouter un commentaire

1 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.