Vous êtes ici

mba kely re olona ty volan'ny cnaps , nefa cotisation aloah otrin isambolana , volan jaza ve 4000 ar isan jaza , inona moa vitan zany am zao andro ihainantsika zao ? vola hoan'ny bevoka ve :36000 mga hono raha avant 4mois declaration si non 18000 ar raha tara . mba otrinona zany antenaina amity retraite rahatrizay ?

Par : Rinah
Misaora ny TOMPO fa mahavonjy
Misaora ny TOMPO fa mahavonjy ny sahirana ihany zany an! Misaotra ny Cnaps koa e! Manantena fanatsarana hatrany satria efa hita ny fanatsarana ataonareo.

Ajouter un commentaire

2 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.