Vous êtes ici

Miarahaba antsika rehetra,Efa 3 taona zay no namakiko sy nandinihako tsara ny teto amin'ny forum, indrindra moa ny "sexualité" ka rehefa misy sujet dia ireto foana no zavatra hitako: - tsy maintsy misy foana hoe : olona ambony ao amin'ny orinasa, be karama - tsy maintsy olona manana fiara foana ilay mamorona sujet - Ireo manambady dia tsy maintsy samy cadre supérieur na tompona orinasa izy ireoKA saika anontany aho hoe, noforonina ve ireo mba anaovana ilay anonymat, sa hoe tena tsisy afatsy olona deba be daholo no mpanao forum ato ? Misaotra antsika mamaly

Par : Deba
Salama, ko ra débat tsisy
Salama, ko ra débat tsisy atao ko, hihihi!!!!!!
Par : lol
resaka moyen le rah,
resaka moyen le rah,
Par : piforum
za zao irakiraka ao amin'ny
za zao irakiraka ao amin'ny orinasa. sofera planton. rehefa mila madame dia mikitika ahy.

Ajouter un commentaire

12 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.