Vous êtes ici

Bonjour,

Misy aminareo ve bevohok amin izao ka miloloa ahitra lay zaza sady misy fibrome?
Nena zao 20SA dia ambany b le zaza sady misy fibrome.

Tsy maintsy mandalo OC v? Tsis atahorana v mandritran operation hoe ho faty ny reniny na ny zaza?

Misaotra betsaka

Par : pillar
Tena ny dokotera ihany no
Tena ny dokotera ihany no afaka hitokisanao amin'izao resaka izao. Tsara raha dokotera roa samy hafa dia mba amin'ny hevitr'ireo ianao mahazo tsara ny zavamisy. Aza mitaintaina fa mino za fa maro ny dokotera mahafehy izany. Mila fanarahamaso lalina sy matetika fotiny ianao. Mirary soa ary tongava soa ny zaza!
Par : Marolahy
T@ zanako voalohany no nahazo
T@ zanako voalohany no nahazo ahy ireo. Vao nisafo voalohany aho dia efa notenenin'i Doc fa OC rehefa hiteraka, ary tsy no toucher-na mihitsy satria mi-provoquer hémorragie @ ilay placenta preavia, Conseil doc : tsy mivizaviza be, tsy manao voyage lavitra etc ... 34e semaine aho no teraka fa reraka loatra (suite nandeha tongotra elabe, dia niakatra fiakarana be izay), tonga dia OC, teo no hitan'ny gygy hoe nisy fibrome kely dia avy dia nesoriny koa. Tsy nisy complication (izaho koa efa vonona efa hatry ny ela izany ny saiko fa tsy maintsy OC). Ny zaza salama tsara, prématuré fa tsy niditra couveuse izy aloha satria efa poids zaza normal à la naissance ny poids ny. Teraka ny zanako manaraka aho avy eo fa voie basse daholo. Ny tiako ahatongavana dia satria izy io miloloha ahitra io dia tsy maintsy OC no atao, sady tsy générale ilay izy, tsy tokony hisy ny atahorana. Mahereza dia apetrao @ Andriamanitra ny fanahianao rehetra e!

Ajouter un commentaire

1 + 2 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.