Vous êtes ici

Manan-janaka 2 taona aho, mba hanotany torohevitra avy aminareo : hatramizao dia tsy manao "nuit complète" mihitsy izy. Zatra mitady nono na biberon, mifoha foana in-2 na in-3 amin'ny alina. Misy niteny tamiko hoe mety noana tsy ampy sakafo dia efa niezahiko atao voky tsara (mihinambary tsara, voankazo, ampiana fromage aza indraindray). Nalako nono efa 3 semaines zao fa hoe mihanta loatra hono fa mbola tsy misy fiovana. Mba omeo torohevitra reto fa tena vizana. Ny olana kely koa matory miaraka amiko izy. Misaotra mialoha

Par : Randisoa
Ny ahy koa 2 ans, nalana nono
Ny ahy koa 2 ans, nalana nono vao teo @ 1mois teo, normal iny satria mbola zatra an'le izy mifoha mikaroka nono taloha, ny ataoko tonga d atao eo akaiky eo daholo izay mety hotadiaviny, ny ahy aza minana goûter kely mihintsy (biscuits, biberon, ...) d ndray2 raiki-tory eo am-pihinanana azy eo. Rehefa mihalehibe izy afaka ho azy eo iny, hitako t@ zokiny teo @ 3 ans teo vao tena manao nuit complète, izy koa efa nianatra t@zany, dia reraka any am-pianarana.

Ajouter un commentaire

2 + 17 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.