Vous êtes ici

salama emisy olana ity. natao marriage t@ fevrier 2002 izahay mivady dia teraka 22 octobre 2002 ny zanakay voalohany.16 ans le zaza zao, 16 ans koa ny marriage nay. izaho nefa tany andafy t@ Juillet 2001 de tonga debut 2002. zanako ve io zaza io? mba valio azafady

Par : Zanakao
Salama, volana inona marina
Salama, volana inona marina ianao no tonga avy any ampita? 9/8 mois no mitondra vohoka, koa arak´Izany dia zanakoa io, ny tsara dia anotanio direct ny vadinao, aza alefa lavitra ny saina e!!!!
Par : Trop tard
16 plus tard ve ianao vao
16 plus tard ve ianao vao manontany tena, karakarao tsara ny zaza fa efa anao iny rha efa nandanianao vola sy ron-doha nandritra ny 16 taona
Par : sifudias
8/9 mois ny mahabevooka ny
8/9 mois ny mahabevooka ny vehivavy. raha debut 2002 no niverina teto dago dia midika izany fa zanak'ialahy io. mitady hitsaoka andraikitra indray ilay dondrom-belona ity. mba bandy lesy fa tsy pelaka a !!!!!

Ajouter un commentaire

6 + 10 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.