Moov Madagascar (www.moov.mg)


Toliara II : Lozam-pifamoivoizana, olona 12 naratra mafy navadiky ny fiara
11-01-2017 / 08:58
Nandriaka indray ny rŗ taminíny lalam-pirenena fahasivy, noho ny lozam-pifampivoizana nitranga ny faraníny herinnadro teo.
Tanora sivy nandeha fiara sady nanala azy tao anaty tomobily nisotro toaka teny an-dŗlana no tra-doza, ka naratra mafy tsy maintsy naiditra hopitaly. Raha ny tati-baovao voaray avy taminíny mpitandro filaminana, dia vokatry ny fandehanana mafy no niteraka ny loza, ary tsy voafehiníny mpamily intsony izay efa mamo ny fiara nentiny, ka nitsimbadika ambony ambany, tsy tafajanona raha tsy tany aminíny 46 metatra miala ny arabe. Mbola tavela tao anatiníilay fiara niharan-doza ny tavoahangin-toaka samihafa, raha ny fanazavana azo. Mamo ny mpamily.

Taorianíny fahavitaníny lalam-pirenena fahasivy ho tara, dia mandeha mafy avokoa ireo mpampiasa lalana, nefa io fandehanana mafy io mitera-doza, ka handray fepetra hentitra izahay aminíireo mpampiasa lalana mandeha mafy, mamo na misotro toaka mitondra fiara, ny fitondrana olona hafa tratra anaty kamiao na fanaovana taingim-be, satria efa olona roa sahady izao no namoy ny ainy ď, hoy ny kaomandiníny BPR Toliara (be moto zandary). Noho ny fandehanana mafy izay hatrany ny faraníny herinandro teo, dia olona telo no naratra mafy vokatry ny lozam-pifamoivoizana niseho tao Andatabo Toliara aminíny lalam-pirenena fahafito iny, araka ny vaovao voaray hatrany.

Eric Manitrisa
© Midi Madagasikara