Moov Madagascar (www.moov.mg)


Kidnapping : Nisy voasambotra indray
20-03-2017 / 08:02
Nisy tambajotra mpanao fak瀟a an-keriny izay voasambotry ny zandary ny sasantsasany amin段reo mpikambana ao anatiny
Raha ny fantatra dia mpiara-miasa akaiky amin段 Jaffar Younnous ireo mpikambatra ao amin'ny tambajotra mpanaon fak瀟a an-keriny io. Jaffar Younnous dia kar瀟a fanta-daza amin地y kidnapping ary raha ny fahafantarana azy dia mbola mihidy ao Tsiafahy rehefa voampanga an-taonany maro. Hisy ny fihaonan地y zandary avy etsy Fiadanana amin地y mpanao gazety anio mba hampahafantatra ny momba ireto andian-jiolahy mpanao kidnapping ireto alohan地y hanolorana azy ireo eny amin地y fampanoavana.

D.R
© Midi Madagasikara