Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

mandehana r'ise mijery eny @ RAKMAL Ambatomaro a. Eny toa misy bestsaka ihany sady tsara

Miarahaba antsika. Araka io sujet io d mba mitady mpianatra tao ankadifotsy za. Ny tena marimarina de mila renseignement misy2 za.Misaotra antsika.

Salama e!
Sao mba misy afaka manampy fa vao nifindra eny akaikin'ny BFV SG eo @ dalles zahay dia mitady sekoly hoan'ny ankizy. Efa hitanay ilay Parc de Prince sy le Seraphin fa asa raha mba misy ankoatra ireo isafidianana. Misaotra @ fanampiana

Salama, saingy mba hanontany sao mba misy mahita ecole primaire d'expression française manodidina Itaosy isika. Vao nifindra eny akaikin'ny BFV eo @ dalles eo mantsy izahay dia mitady sekoly. Efa hitako le Parc de prince sy le Seraphin fa tsy dia tiako loatra le izy, asa raha mahita ianareo sady efa nampianatra tao dia isaorana mialoha

Mitady olona efa natao operation chirurgicale tao @ Centre Medical Ankorahotra Tanà: mahakasika ny dossier remboursement frais medicaux misy olana vis a vis ministera sns. Misaotra

Nankaiza daholo isika panenjika RNS e 2017 vita indray e . Za de tsy nahita namana pandeha Rns taloha tao fa olona vaovao daholo , zaza madinika e sady tsy mahay miteny gasy hono .

Salama daholo, ireto vaccine ireto dia tsy dispo ao @ Institut Pasteur ka aiza no mety hahitan sao mba misy mahafantatra:ROR, Avaxim

Salama e, mitady ny toerana misyan i KHOHEN RIVOLALA fandraisany olona tompoko fa tena tratry ny fisolokiana avo lenta nataon olo izaho

SALUT DAOLY ! AIZA RY RETO NO MISY THERMOS LEIBE 3L LE MBA MAFY SY MATEZA RENY DE OHATRINONA.MERCI

sao mba misy mahita na mahalala an'i Nathalie, sipa nipetraka tao @ CEFR TETEGHEM t@ 1988 1989. Toa lasa tany Belgique tany izy raha tsy diso aho.

Pages