Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

[piso] - salama
sao misy mahalala ny article milaza ny resaka charge non liées à l'exploitation à réintegrer à la fin de l'exercice.

[piso] - salama,
sao mba misy mahalala ny article milaza ny charge non liées à l'exploitation à réintegrer à la fin de l'exercice.
misaotra indrindra

[tsynahaloahetra] - Salama,

Nisy activité nataoko tamin'ny 2013 - 2015, izay nandoavako hetra soamantsara tamin'izany, namidiko anefa io tsena io ny taona 2015 nefa aho tsy nanao cessation d'activité tany amin'ny bureau fiscale. Ny tsena dia mbola anohizan'ny olona nivarotako azy ny varotra nataoko tao, saingy toa tsy mandoa hetra intsony izy ireo.

[K] - ndao tsika mba samy ilaiza ny asany avy sy ny karama
Appro: 500 000 ar brut

[piso] - salama daholo,
otrinona kay n salaire an zany assistante import zany r zareo?
Anao entretien d'embauche de eo @ le prétention no manahirana kely.

[salaire_] - bonjour daolo,

mitovy ve ny salaire brut avant déduction impôts sy ny oe salaire de base ? raha tsy mitovy de ahoana no fandean'io salaire de base io ?

merci

[Orinasavao] - Salama aby antsika ato, mba hanontany anareo hoe rehefa manao création d'entreprise dia mila ilay hatao hoe "bordereau de versement Impot synthétique (IS)", dia ny tsy azoko hoe IS = CA x 5% anefa ilay orinasa vao hosokafana tsy manana CA (chiffre d'affaire) dia ahoana ny mandoha azy, ary iza no antonina rehefa handoha azy io kay azafady?
Misaotra mialoha.

Salama daolo tompoko.
Hono oa, tokony handoa IRCM v rehefa manao distribution de dividende? S A R L
Firy % kay? aiz lien texte milaza an'izany?
Merci.

Inona no mahasamihafa ny augmentation de capital sy fanampiana ny compte courant des associes raha misy vola ny actionnaires dia tiany ampidirina amin compte societe nzareo, dia iza no tsara kokoa,

dia ohatrinona ny taux aloha amin augmentation de capital , ary raha atao any amin compte courants des associes dia ohatrinona ny taux aloha amin fanjakana

misaotra indrindra

Mba saika hanontany ny consommation jirama anreo avy aho (kwh + vola aloa mifanaraka amzan). Ny antony dia mapanotany tena ahy ny kwh laninay ao atrano isam-bola nefa tsy dia mampiasa fitaovana mandany herin'aratra be. Arakarak'zay avoaka'ny forum eto no hanaovako fitarainana na tsia.

Dia misaotra anreo sahady mamaly e

Pages