Vous êtes ici

[Kopyela] - Hatramzao vanim-potoana iainatsika izao dia mbl misy ary mahazo vahana ny herisetra am vehivavy! ts tsaroan'ireo lhl manao izan anefa fa ny vhv no loharano nipoirana. Noho izany, nahoana no dia ts asiana hasiny ny vhv, fa dia vonoina sy alaina baraka foana ! tena tsy rariny izany ka tokony hatsahatra! Inona n vahaolana mety hanoherana sy hisorohana izany !

[Bado] - Heverina ho bado avokoa ny mponina eto dago satria manaiky n tsindry hazolena ataon'ireo vahiny nifanaraka tam mpitondra!!! milaza fa manasoa nefa mivarotra tanindrazana! ts ekena ary tena tsy rariny kosa

[Kopyela] - Tena ratsy loatra ny lalana eto madagasikara! fa nga d ts misy teknisianina mahay manao lalana mihitsy no dia lavadavaka be fona n lalana vo avy kely n orana! sa koa misy fetsyy ao dia akora farak'izay ratsy no ampiasainy anaovana lalana! lasa miteraka olana ho an'ny vahoaka sy fiangonandrano io situation routiere io ary tena ts rariny itsony ! mila fanazavana

[lolooo] - Tsy rariny kosa rangah ny mahazo anreto mponina traboina lava ireto a! efa 60 taona v no nahazo indépendance ny gasy d mbl ts naita solution momba anio fona atramzao

Betsaka ny miandry bus nefa ny buxi tsy maharaka rehefa heure de pointe.Mihazakazaka, misisika, mifanosika mampiasa coup de coude mihitsy tsy misy antra na vehivavy lehibe no eo na mpitaiza kely satria tara.Tsisy hajany intsony fa mitovy kilasy @ jiolahim-boto.Izany sisa Ramalagasy.

Ny fanantenen poak'aty dia mipatrapatraka daholo.Ny an'ilay zandry kely izay.- Vary Ariary 500 ny Kilao.- Ny menaka Ariary 2 500 ny litatra.- Ariary zato ny mofo.Tsy nisy tanteraka.Ny tamin'ity fitondrana ity izay efa efatra taona no teo:- Nangala-tahaka ny kabarin'ny Sarkozy.- Hanafoana ny delestazy ao anatin'ny fotoana fohy.- Hapandroso ny firenena.- Sns..Tsy nisy tanteraka ireo hatramin'izao.

Nizara roa ny mpino tao amin'ny fiangonana zandriny iray tao Antohomadinika

Resaka DOKOTRA iray no niantobohan'iny aferan'ANTSAKABARY nahafaty mpitandro ny filaminana sy nahamay tanŕna marobe izay mbola mitohy h@zao iny, ary nisôty t@ toerany mihitsy moa ilay minisitra iray izay no niafarŕny !!!Dia manontany tena a hoe mety iza izany no hisôty @ toerany t@n'iny resaka OMBY VAVY n'ANDRANOMANELATRA iny?RESAKA MANALAZY FOTSINY!!!!!!!

Maire au foyer ? sa Maire d'As sa Grand - Maire :-6sa Maire Théreza sa Maire abandonnée hiaro ihany aloha lisany zanak'i dadasatria hatreto klo raha ny bilan Lalao dia Zero manatody ny fako mivongovongo

mba kely re olona ty volan'ny cnaps , nefa cotisation aloah otrin isambolana , volan jaza ve 4000 ar isan jaza , inona moa vitan zany am zao andro ihainantsika zao ? vola hoan'ny bevoka ve :36000 mga hono raha avant 4mois declaration si non 18000 ar raha tara . mba otrinona zany antenaina amity retraite rahatrizay ?

Pages