Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

[Mitady namana] - Lehilahy gasy 29 ans miasa mipetraka aty France ,mitady namana vehivavy gasy tsy mihoatra ny 1m 61 tsy mifidy taona fa mba ampy taona fotsiny .

[Tiako Ianao ka hizarako] - SAINO NY MANDRAKIZAY

MISY NY HELO ARY MISY NY LANITRA
Jaona 3: 16 Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy tokana,mba tsy ho very (any @ helo/ afo be) izay rehetra mino Azy ,fa hanana fiainana mandrakizay (Paradisa)
Raha nanota Adama sy Eva dia tafasaraka t@ Andriamanitra ny olona vokatry ny fahotana (Genesisy 3:1-24/ Ny nanotan'i Adama sy Eva sy izay nataon'Andriamanitra taminy).
Andriamanitra anefa dia fitiavana na dia teo aza ny tsy fankatoavana nataon'ny olombelona dia namindrafo Izy ka nanomana drafi-pamonjena hamerenena n

[Malalako iny] - Efa samy manana ny anjaratsika isika, hanaja ny ahy aho ary hanaja ny anao koa ianao; fa ny topimasonao eny antsefatsefany eny mandrovitra fanahy, ny sangisanginao toa lasa zaritenany , mankarary ahy. Tsy ho ahy akory ianao , tsy mitady izany koa aho, nefa ny fisianao dia zary manamaivana ny tontolo androko , mahita anao isan’andro zary mampibaliaka indray ilay mba masoandroko
Ireo teninao mipaka avy hatrany any anaty fo lalina , ny eritreritro anao tsy hahitako tory isaky ny alina ;
Fa toa tiako hono ianao, ry ilay malalany iny.

[Jim] - Mba saika hanontany ry zareo, nisy sipa mpiara mianatra tamiko taloha, tara tamiko izy io tamin zany saingy tsy nisy inona teo aminay. Nandeha ny fotoana ary mbola nihaona ndray zahay taty aoriana, tafaresaka taminy aho ary vetivety zahay dia lasa mpifankatia, kanjo kay izy efa manambady sy manan-janaka, tiako hajanona ilay fiarahana fa tsy nety izy, mahavita miantso ahy matetika izy hiara hatory aminy rehefa tsy ao ny vadiny.

[Tsiry] - Mba te hanontany kely hoe rehefa manana toerana ambony ve, ohatra directeur..., dia tsy maintsy mikoty sy mihinana ilay mpiasa eo ambaniny, ohatra hoe assistante na sécretaire.
Misy cas zao aty Antsirabe, Tale manana ny toerana sy ny maha izy an'azy (diakona, prezida sampana ao am-piangonana, mpitory teny), zany hoe tsy ampoizina fa tena ataony mahita an'i jakoba mihitsy ilay secrétaire, fa ity farany koa makafy ilay izy angamba matoa tsy miala, fa tena isaky ny zoma hariva sy izay fotoana malalaka d'efa ao am-piasana d raikitra foana, amin'ny 7 sy sasany vao mody.

[tehanana] - salama daholo! efa nandefa poste efa elaela ah hoe azo atao ve ny manana namana, "sans sexe" . mba hifampizarana fiainana, iarahana mandende, sns..; nisy namaly ianareo fa tsy hitako intsony ilay poste ka averiko eto za vehivavy 45 ans.

[MAMAN SOLO] - Bonjour,j'aimerais avoir un contact avec un homme de 40 à 45ans , veuf ou divorcé ou célibataire pour faire connaissance. Marié ou aventureux s'abstenir. 

Bientôt en vacance, je cherche une femme de 18 ans à 30 ans, pour une sortie dans la journée. Envoi vos photos svp, +proposition. Voilà mon adresse mzart769 arobase gmail point com

Manahoana,
Good day everyone,
Bonjour,
Kia ora (c’est comme cela qu’on dit ici en NZ),

Voyez-vous, je me permets de mettre la langue Malgache en priorité, mais je me dois de m’exprimer en Français car si j’écrivais en Malgache, celles et ceux à qui j’aimerais m’adresser ne comprendraient pas mes dires. 

Déjà, merci de me lire, et merci de bien vouloir lire jusqu’à la fin car vers la bas, se trouvent des conseils très précieux qui vous épargneront votre temps, votre sueur et surtout votre argent car je sais par expérience, ou du moins, en me basant sur l’expérience de mon frère, que gagner 1

[Ki] - Misy ve relation entre vehivavy sy lehilahy teisy sexe? Mpinamana fotsiny. Mitady aho ra misy. Za vehivavy 45 ans

Pages