Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Miarahaba antsika rehetraEfa nodidina calcul 4taona lasa zay, zao miverina indray, nefa efa mitandrina sakafo sy misotro rano betsaka, inona no hatao, mba mila toro hevitra sy fifampizarana zay efa nandia toy zany. Misaotra indrindra

Miarahaba anareo rehetra. Manana 5boîtes NOVORAPID FLEXPEN 100u/ml boîte de 5 stylos de 3ml amidy mora, raha misy mila. Misaotra betsaka

inona kay no mba azo analŕna ireny kitro amin'ny ankihikelin-tongotra ireny. Lasa takaitra leizy satria marary foana ra vo teriterin'ny kiraro elaela. Sao mba misy mahalala mba zarazarao. Misaotra mialoha

Salama daolo tompoko!Efa nisy olona niteraka ve tato oe sady nisy kyste iz?Teraka normal ve le zaza??t'aiza no niteraka?Mba mila toro hevitra ho an'izay efa tratra an'io Cas io!Misaotra ooo

Bonjour, misy mahafantatra cardiologue mahay ve ianareo + contact azafady?Dia sao mba misy manana contact an'i Dr Rija Raoelison ?MERCI

mila fanampiana,mety hampaniriana ve ny volo sola an'ny lehilahy?raha eny, aman-taonany ve ny fitsaboana?

Miarahaba tompokoManao ahoana kay ny fandehan'ny ostie ry zareo hoanareo izay mahafantatra? Inona avy no fitsaboana misy? Misy fitsaboana nify sy maso koa ve?Miala tsiny fa tena tsy mahafantatra dia manontanyMisaotra betsaka

Bonjour! inona kay no mety mahatonga an'izao oe isaky ny mipipi de marary BE ila tsy zaka mits le farany INY. de aveo vao avy mipipi de mbola ohatran'ny mbola poritra be zany foana. De inona no tokony hatao fa tena mampijaly be! Merci d'avance ho an'izay mamaly!

Salama daholoaiza daholo kay ny misy piscine chauffée eto antananarivo?Misaotra @ fanampiana.

Miarahaba antsika rehetra.Hanontany aho hoe: efa mba nisy nanana zaza pieds bot ve tato? raha nisy afaka ifampizarana ve ny fampianarana azy mandeha. Efa manaraka traitement io zanako io telo taona zao, dia ampianarina mandeha izy zao. Mnagataka fanampiana aho ze efa nahita zay cas izay. Misy mahita mpivarotra chaussure ortho koa ve?Misaotra mialoha

Pages