Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

[Mizara izay mahasoa] - Manasa anao hitsidika sy hanaraka maimaimpoana ireo fampianarana,torolalana ary paikady zaraina ao anatiny'ny pejy TRAIKEFA amin'ny facebook sy tranokala TRAIKEFA CONSULTING.

https://www.facebook.com/traikefa.consulting/
https://traikefa-consulting.blogspot.com/

Salama daholo,
Mba mila fanampiana ra amaoka container 40 pieds , dia inona avy ny zavatra mety hiteraka dépenses dia ohatrinona avy ?

[AVE] - Miarahaba ho antsika daholo Tompoko, . Manoratra mivantana aminareo ka amparitaka @ny filazam-baovao fa tsy nahazo valiny mahafapo avy @n’i Air Madagascar sy ny Agence Tsaradia.
Nividy billet @ny agence "connections" à Bruxelles aho. Bruxelles-Paris-Antananarivo-Tolagnaro-La Réunion -Paris-Bruxelles. Hanjarako ny mividy billet Antananarivo-Tolagnaro. Ka niangavy ny zanakin’ny rahalahiko hividy ny takela tany @ny agence tsaradia. Dia nilaza izy fa manana droit @ny entana 1x20kgs+5kgs an-tanana. Izao anefa maka vol Air Madagascar 2x23kgs bagages en soute + 12kgs an-tanana.

[Fanantenana] - Salama o
Hono hoy aho, misy mahalala momba ana camp de redressement ve eto Tana na eto Mada?
- misy ve?
- inona sy ahoana ny conditions ?
Ilay tantara raha afohezina dia fananarana fara tampony ho atao @olona akaiky ahy satria efa tsy laitran fananaranay nefa izy mihapire ny ataony tsy afaka hojerena tsotra izao fotsiny ny fahapotehan fiainany, izy nefa majeur raha misy mitory tonga dia Antanimora ( izay mbola be kokoa n risque haha délinquant azy satria hihaona @jiolahy récidiviste hafa ao sy ny rongony ...

[tiana ] - Bonjour daholo

Misy mahalala ny siège misy ilay société lehibe chinois China Road and Bridge Corporation izay nanamboatra ny lalana rocade Anbohatapenaka hatrany Ivato ve isika ato azafady?

Misaotra e!

[nini] - compteur intelligent jirama

[zaza] - salama daholo ô, inona ry reto zao no azo atao fidiram bola fanampiny @ zao, mba atao @ le miainga @ kely raha mety.
misaotra indrindra

Mitady olona efa natao operation chirurgicale tao @ Centre Medical Ankorahotra Tanà: mahaakasika ny dossier remboursement frais medicaux