logo Moov
           Nocomment
A l'aéroport

Tonga soa [tounga soua]
Bienvenue

Iza no anaranao? [Iza nou anaranaou]
Comment vous appelez-vous, comment t'appelles-tu ?

......... no anarako. [nou anarakou]
Je m'appelle .........

Mpizahatany. [mpizahatany]
Je suis ici en tant que touriste.

Aiza ny entanao? [aïza ny entanaou]
Où sont vos bagages?

Ireto ny entako [iretou ny entakou]
Ce sont (voici) mes affaires (bagages)

Veloma. Soava tsarà! [velouma souava tsarà]
Au revoir. Portez vous bien!

Aiza ny taxi, azafady? [aïza ny taxi azafady]
Où peut-on trouver un taxi, s'il-vous-plaît?

Ho any amin'ny .... Ho ento any amin'ny ....[ho any amini][ho ento any amini]
Je vais à .... Emmenez-moi à ....

Tonga isika ! Tonga ianao. [tonga isika] [tonga ianao]
Nous sommes arrivés. Vous êtes à arrivé.

Misaotra betsaka. [misaotra betsaka]
Merci beaucoup.

Veloma! mandra-pihaona! [velouma mandrapihaouna]
Au revoir ! A bientôt!

Haut
  Le rituel d'accès
 

Manao ahoana! [manaôna]
Bonjour! bonsoir!

Fahasalamàna? [fahasalamana]
Comment allez-vous?

Manao ahoana daholo! [manaôna dahoulou]
Bonjour à tous!

Tsara fa misaotra, ary ianao? [tsara fa misaotra ary ianaou]
Bien merci, et vous (toi)?

Eo ho eo ihany. [eo ho eo ihany]
Plus ou moins bien (Ca peut aller).

Veloma! [velouma]
Au revoir!

Haut
  A l'hotel
 

Manao ahoana ! misy "chambre" ve? [manaôna, misy chambre ve]
Bonjour ! Est-ce que vous avez des chambres?

Manao ahoana tompoko ! mandroso! [manaôna toumpoukou mandrousou]
Bonjour monsieur (madame), entrez !

Misy rano mafana ve? [misy ranou mafana ve]
Est-ce qu'il y a de l'eau chaude?

Eny tompoko. [eny toumpoukou]
Oui monsieur (madame).

Noana aho. Misy sakafo ve? [nouana ahou, misy sakafo ve]
J'ai faim, est-ce que vous avez à manger?

Misy fa mipetrapetraha. [misy fa mipetrapetra]
Oui nous avons à manger. Prenez place s'il-vou-plaît!

Tsara be. [tsara bé]
Très bon (très beau)

Tena natsiro fa misaotra! [tena natsirou fa misaotra]
C'était très bon merci

Tafandria mandry! [tafandri mandry]
Bonne nuit!

Misaotra betsaka! [misaoutra betsaka]
Je vous en prie.

Haut
  Acheter

Ohatrinona? [ouatrinouna]
C'est combien?

Famerim-bola. [famerimboula]
la monnaie .

Lafo be! [lafou be]
C'est très cher!

Tena mora be! [tena moura be]
C'est très bon marché

Haut
  La date et l'heure
 

Alatsinainy, Talata, Alarobia, Alakamisy, Zoma, Sabotsy, Alahady. [alatsinainy] [talata] [alaroubia] [alakamisy] [zouma] [saboutsy] [alahady]
Lundi, Mardi, Mercredi, Jeudi, Vendredi, Samedi, Dimanche.

Maraina, antoandro, hariva. [maraina] [atouandrou] [hariva]
Matin, Midi, Soir.

Omaly, Androany, Rahampitso. [oumaly] [androuany] [rahampitso]
Hier, aujourd'hui, demain.

Androany maraina. [androuany maraina]
Ce matin. Androany = passé

Anio hariva. [aniou hariva]
Ce soir - Anio = futur

Amin'ny firy izao azafady? [amy firy zao azafady]
Quelle heure est-il SVP ?

Vous êtes ici : Accueil > Actualités > Tourisme
Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg