• Cours de change
  • 4682.6 AR
  • |
  • $4356.37 AR
Copyright Image : © _
Image
Economie

Lavanila : Mitokona ny mpivarotra ao Mananara Avaratra

31/01/2023 16:45 © Moov.Mg

Nitokona io maraina io ny mpivarotra lavanila ao Mananara Avaratra.

Mitaraina izy ireo fa tsy misy mpividy ny lavanila izay novokaran’izy ireo ka miteraka faty antoka ho azy ireo izany. Miandry ireo mpandraharaha nahazo fankatoavana amin’ny fanondrànana lavanila ary izy ireo, noho izany, mba hividy ny lavanila izay efa miandry fotsiny ireo mpividy.
Miantso ny tompon’andraikitra isan-tsokajiny ihany koa ireto mpamokatra lavanila ireto mba hijery izao zava-misy izao sy handray izay andraikitra manoloana azy ireo, satria antom-piainan’izy ireo ny lavanila.

Lire la suite

Articles Similaires

Moov logo