Vous êtes ici

In n fomba natoraly tena maafaka azy io?

Par : Maita
Ny fifohana zakaranda zao
Ny fifohana zakaranda zao itako tena mety! amainina dia aveo atao anaty taratasy dia fohana
Par : Maly
Ranomena ampangotrahana koa
Ranomena ampangotrahana koa tena mety a!
Par : GO
Cotton no dorana dia atao ao
Cotton no dorana dia atao ao anaty orina aveo fa tonga dia mitsonika be ilay sinusite
Par : Maay
Ny tafotanimanga koa tena
Ny tafotanimanga koa tena mety a! atao ambony tahon'angady dia dorana ilay angady dia fohana ilay setroka miakatra iny
Par : zohary
F nataoko le zakarandaha io
F nataoko le zakarandaha io fa tena mandaitra tokoa, telo andro no nampiasako azy dia nitsahatra tanteraka le sinusite ! afaka ny jaliko
Par : nah
Mievoka tongolo oignon + sira
Mievoka tongolo oignon + sira no nataoko, fa nety

Ajouter un commentaire

3 + 2 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.