Vous êtes ici

rehefa misy olana dia ny fototry ny olana no jerena dia avy eo tena mitady vahaolana fa tsy hoe mody mitady :ny olana : ny vadinaony vahaolana : izy . tsy misy idiran'ny vavaka , tsy misy idiran ny dokotera , tsy vitan ny pasitera ary tsy vitan'ny mpimasy : aiza ve dia ahitany tsininy daholo izay vahaolana arosonao ???? sa hoe mitady vahaolana nefa tsy vonona ny hiaritra fa mitady ny hotolorampostiny ?ilay lehilahy no mila miala @ toaka dia vita io : ampiasao amin'ny fanasoavana ny tokantranonareo ny vola saika hariana itsaboana azy .refa tsy hanaiky an zany izy dia arosoy ny fisarahana fa hoantibavitsimiteraka eo !

Par : Ny ahiiy
Salama e!<br />Mirary soa be
Salama e!
Mirary soa be die be ho anareo.
Mme Niry PSI:034.01.465.60
Ny olana rehetra dia ahitana vaha-olana foana rehefa mikaroka isika.
Manantena aho ary mino fa hivaha io olanareo io.
Mahereza hatrany

Ajouter un commentaire

2 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.