Vous êtes ici

Misy tsirony ve ny sakafo andrahoana am induction sa oe masaka fotsiny fa tsis tsirony mints! ary aona no tena fampiasa azy! misafidy vilany ve ?

Par : Anonyme
a
a
Par : jama
tena masaka ivelany fotsiny
tena masaka ivelany fotsiny ny sakafo andrahoana amreny fa ratsy ny tsirony ary mantamanta ny ao anatiny! tena makarary io amiko
fiber_manual_record Toky
Dernière visite: Il y a 3 years 5 months
A rejoint: octobre 26, 2018
tsy misy tsirony avy ny
tsy misy tsirony avy ny sakafo masaka am induction io ka
Par : kalie
le izy araka zavatra atao
le izy araka zavatra atao ihany kosa e, fa mora masaka be vetika ny sakafo andrahoina aminy fa mety angamba de atao kely afanana atao raha tiana ho tsara sakafo atao aminy , fa hitako hoe tsy manina ihany
Par : Anonyme
Raha tapaka lava kosa ny
Raha tapaka lava kosa ny courant dia normal ilay hoe matamama ^^ Izaho aloha tsy mahita olana amin'ny fampiasana azy mihitsy, sady madio, vetivety, tsy atahorana, masaka tsara daholo ny sakafo. Ny indro kely fotsiny dia mila mividy vilany mety aminy
fiber_manual_record Yves Yan
Dernière visite: Il y a 2 years 2 months
A rejoint: novembre 16, 2018
Masaka tsara ary matsiro
Masaka tsara ary matsiro tsara fa tsy fahaizana mapiasa anaz sy ts fahaizana ny temperature et temps de cuisson no maharatsy anaz ho an'ireo panakihana. Zay zao ef ho 4ans induciton no miasa
Par : anonyme
Tsisy sakafo tsara tsiro
Tsisy sakafo tsara tsiro mihoatra ny nandrahoana tamin'ny kitai. Izany eo ihany fa ny fomba fahandronao no mitondra ny tsiro e, cava io
Par : queen
misy mampiasa le fatana
misy mampiasa le fatana induction ve ianareo ?naheno vao˛ momba an'io mantsy dia tena intéresseée be aho, te-hanontany anareo izay efa nampiasa aho oe :- tena tsy mandany tokoa ve izy ireny ?- dia aona ny fomba fampiasana azy rehefa mahandro vary, laoka ?- misy ilay pôele tsy mila menaka izay koa mety @io fatana induction io, dia aoana koa ny fampiasana azy, tena tsy mila menaka tokoa v refa manao friture ?mba mila fanampiana fa te-hividy sy hampiasa mitsy, misaotra anareo izay hamaly ooo
Par : NofyL
Ny fatana ŕ induction tompoko
Ny fatana ŕ induction tompoko dia fatana elektrika ihany fa izany hoe mila vilany mifanaraka aminy indray kosa aloha. Vilany vy no mety ary plat tsara ny voudiny. Economique kokoa izy raha oharina @ résistance satria vetivety dia masaka ny sakafo atao aminy. 7000w ohatra fa 5 mn dia masaka ny vary, fa raha résistance 1500w mety ho 30mn vao masaka. Madio koa izy satria tsy miteraka le maintimainty @ voudy vilany reny. Atono kosa angamba no filaza izany manao friture tsy misy menaka izany. Iny ndray no tsy hitako. Sady mety tsy hatsiro a.
Par : offshorewaggish
vilany en métal no mety (tsy
vilany en métal no mety (tsy mandeha aminy raha cuivre) fa métal raisin'ny aimant no mety aminy. Ny tena avantage mantsy dia rehefa miala teo ambony fatana ny vilany dia mijanona ho azy izy na dia tsy pihina aza. Zay ilay maha économique azy. Tsy dia tena misy ifandraisany @ fata ilay hoe poęle tsy mila menaka. Ny hitako pub dia hoe lapoaly tsy ilaina menaka be.

Pages

Ajouter un commentaire

4 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.