Vous êtes ici

Ahoana no ataonao raha tratranao miaraka amin'olona hafa eo ambony fandrinanao ny vadinao ?

Par : Zoly
Tena tsy aiko ze ho reaction
Tena tsy aiko ze ho reaction ako! met tonga d vono n ataoko aloha, aveo roahiko ts iverina intsony miaraka amle fandriana izay nolotoiny
Par : jama
Miala tsiny amle bandy
Miala tsiny amle bandy tratako ao ah fa tonga d ts itsitsy mitsy ah a! ary le vadiko kou tonga dia roahako miaraka aminy any raha tratrako manao izany
Par : Niri kely
Lehilahy aho, nenah ny vadiko
Lehilahy aho, nenah ny vadiko efa tratrako sy fantako oe mapirafy ah am piara miasa aminy, tean sahirantsaina mints aho nefa tsy tiako ho simba ny tokantranonay, ny zanako kely. Nandefitrra be za fa de tsy haiko ze ataony ambadika any, niertrertra ah oe ty zao efa nataotaon zalah tany de kivy, manal azy msiotro2 ref te amono eritrertra sisa.. Izy koa mo de jejo ka aiza...tena very za, hai efa misy mitsaingol fona le vadiko any , milaza oe miasa kay itontonako any ampesany tsy miasa hono tsy fantatra izay alehany, fa fantatro iany mu tafra fa nampiarak sy nande chambre tany zany, de nibaboka fa ny saiko efa simba tanteraka, zanako sisa....mila hevitra aminareo koa!
Par : sakamainty
Manome courage an Niri keli
Manome courage an Niri keli fefa nandalo an zai ko fa soa fa mbola sipa alu fa ra vady alu de nanahiran mints! Le vehivavy mints ko tena midingina ra vao miasa reto a, betsak no fantatro sy hitako maso, en + ny hamolana sns de voatsaingoka arak ni eo ambony e..zay le fiainana mu, kotina Chef sy Directeur de lasany satria tia vola ko e.. de asisiny any ny ankizinao/vadinao.. ianao sahirana ani ivelany mitady vola Lay namako vavy zay mu de nitsotra mints oe, ra interessant ve tsy ho sahy, zani oe efa fivarotatena mihaja no miseho am piasana e...canape na sami mi flirt sy manalazy de anaty chambre fona no fiafarany, na de efa manambady zao aza! loza mintsy
Par : lajoie
marina daolo reo e, ao am
marina daolo reo e, ao am piasana defa lamaody zany oe i madama ian miarak am ian de aveo ndrai oe ian ndrai ono no miarak amini....matsiravina fa le madama reo ve, reo maman reo de tsy mba malala menatra e...vao ovina no congé de maternité ny sasany defa hita miarak amn ul, ny vady ary miasa sairana ery tsy mahita ny ataony...izy kay miodina
Par : efa toetra
Izaho vehivavy ary sahiko ny
Izaho vehivavy ary sahiko ny miteny fa tsy ny vehivavy rehetra no mampirafy ary tsy ny lehilahy rehetra ihany koa. Miankina amin'ny olona io. Raha olona efa vonona ny hampirafy dia manamora azy ilay fiasana. Izaho vehivavy miasa ary noho izay tsy fanajana ahy izay no antony nialako. Olona manana ny dignité-ko aho tsy manaiky hitsahina hatreny an-tampon'ny loha, rehefa tsy mahay mifanaja dia aleo misaraka. Io rehefa vonona ny ho fidèle dia na mikaoty anao aza ny lehilahy rehetra eraky ny orinasanao sy eraky ny lalana rehefa hoe tsy hampirafy dia tsy mampirafy fa excuses daholo ihany izany rehetra izany. Toy izany ihany koa ny lehilahy na betsaka aza ny tsara ianao akory tsy vendrana ka hoe nanambady izay faran'ny tsy mamely fa miseho milay loatra dia tsy mahalala honony.
Par : asa aloha
--> efa toetra: leizy nge
--> efa toetra: leizy nge ekena oe toetra e, fa ateraky ny fandrosona sy ny fitiavana lamody sy ny vola, io farany tena rave dia voan fakapanahy le vehivavy miasa, ary tadidio fa ny vvavy nge no menarana e ndrai2 e, aiza ve ka jejo otran inn, aona no tsy hikoty ny bandy! après garantiko f ts matoatra fakapanahy io sipa io ref mahita bandy bg ka mety2 ao ampiasana..na defa mnam bady aza. mapalaleolo mints no mitrang am toeram piasako fa de tena otran biby e. aveo mitatara le bandy namana oe otrzao nge lty e,mnkaheyr an le ul eo ambony e, efa nahita tranga ny tena de mahakivy! de ni iafarani de chambre e, mahavita cong mints andehann am bandy chambr nef madama misi peratra miterak zao, de napalaelo le vadiny mu zany fa d oe tokantrano sisa, ref alalinn nef de oe oe ty madama ty zany natataon bandy tt position, de fier ery ko le madama ngamb nazak band bg, luuz

Ajouter un commentaire

1 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.