Vous êtes ici

Aona no atao mba hahatsiarovan'ny lehilahy fa maharary ilay ampirafesina ary mampijaly saina be!? mapirafy otrazy ve ? Ts omena tsony ve ref mitady rs? sa zavatra hafa mihitsy!? mb omeo toro hevitra fa mahatsiravina ny ataonle lehilahy ka

Par : tsotso
Indrisy,la plupart ny lehilah
Indrisy,la plupart ny lehilah de izany avoko.fa mi-s'adapte kely fa na ho aiz ianao de izan no problem ankehitriny,fa mahaiz mifampiresak iany ny fanafodiny.Inona oe no Olana?????Inona no tsy ampy???................SNS E
Par : Asminah
Merci pour le conseil! ande
Merci pour le conseil! ande ho resahako mihitsy izy fa mba tiako hiova ny fiainanay
Par : LAMAODY
Otrany efa lasa tendance ilay
Otrany efa lasa tendance ilay mampirafy ry Neny ah. Na lahy io na vavy. Ny vadiko (Za lehilahy an) miara-miasa @ vhv manambady nefa mampirafy daholo dia lasa koa ny saiko hoe sao dia mba mampirafy koa aza izy ity. Rizareo matetika misy fivoriana isan-kerinandro dia avy eo aterin'ny fiaran'ny orinasa mody rehefa any @ fito hariva any. Indray mandeha aloha notsenaiko par surprise tany am-piasany dia hitako nivoaka avy nivory tokoa. gaga be izy hoe fa naninona de ozy aho hoe mba taraiky tany am-piasana aho dia nandalo hijery sao mba mirava nareo dia nifanojo tokoa. Ny amin'ny fotoana hafa no tsy haiko hoe tena mivory tokoa ve ? Tsy hakana lagy ilay fiainana efa sarotra fa izao no mila ataontsika an-tsaina : Na iza na iza mivoaka ny tranony dia tsy fanananao intsony fa an'ny fiaraha-monina andehanany any. Ny tokony ataonao dia hoe asio hatrany ny fiarahana matetika week end, vendredi joli, etc... iarahana aminy. mety manova zavatra fa raha olona kizitin-dava ange ny mitsena azy ao antrano ao doia normal raha mitady olona tsy kizitina any izy eh

Ajouter un commentaire

10 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.