Vous êtes ici

Ahoana kay ny fomba aingana indrindra itsaboana ny rougeole, ary inona avy ny fanafody tokony hoanina? mandeha mantsy ny resaka fa ny finana vitamine A no tena aingana nefa misy koa ireo fanafody hafa, koa inona no tena tokony ho atao

Par : Haha
Tsara raha manantona CSBII
Tsara raha manantona CSBII ireny , ireny mantsy no tena mahay mitsabo io aretina io ! Ary tsara koa raha tonga dia tsy minana menaka raha vao voa, mahereza minana vitamine C , ny vitamine A dia indray ihany no inana azy

Ajouter un commentaire

6 + 7 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.