Vous êtes ici

lehilahy izao no manoratra. izao ny olako manambady aho. 2 izao ny zanako.taloan'ny nanambadiko io vadiko io dia nisy lehilahy tratrako niaraka tamin'io vadiko io.nanda mafy tamiko anefa izy fa ts niaraka izy sy io lehilahy eo.dia nandeha teny ny fotoana.vita ny raharahanay.niteraka ny zanakay voalohany izahay teo aloha dia efa tsikaritro fa tena tsy misy itovizana amiko ilay zaza ka na ny fianakaviako ary dia nilaza izany.nisy fotoana ary izay nifamaly tao atrano ka nahavoaka vava tamiko izy fa tsy zanako io fa zanak' ilay lehilahy nolazaiko fa sipany tery aloha.taty aoriana koa dia nisy ireo olona manodidina iray tanana ipetrahanay fa tena niaraka tamin'io lehilahy io izy.mivarotra moa ny vadiko ary mpiavotra miaraka aminy eo koa io lehilahy io.
efa nisy fotoana izaho ny we isaraka amin'ny nohon'y tsy fahazakako we tsy zanako no velomiko ao antrano sady @ izay io lehilahy io dia itako foana matetika satria mivarotra eo akaiki'ilay vadiko izy.
nandefitra ihany ao anefa rehefa nieritreritra oe.teraka faharoa indray izahay dia mbola misy olona milaza amiko indray ireo mpiray tanana @ko fa mbola miaraka izy sy io lehilahy io.lasa tsy mino intsony aho oe mbola zanako indray io faharoa io ka tena very hevitra aho.
ny asako moa dia tsy mijanona @ toerana iray fa dia mivezivezy matetika @ faritany ka dia tsy eto antrano matetika nohon'ny fitadiavana.
inona no tokony ataoko fa tena kivy ao.izaho koa anefa tsy te ihaino fotsiny ny vavan'olona dia tena tsy itako izay atao.

Par : tsotso
Maf kos le situation a
Maf kos le situation a!sarotra vahain,raha izaho manonkana aloha tsy mahazak anizany e!tsy mamporisik aho oe:Ndehana misaraka a,fa tsy zaka le izy,aleo rangah rehefa mitsotsa ny marina izy,aleo oe ento any @ Dadany any le zaza fa tsy hamelona zana-baratra za e!Mitadiava hafa e!@ ze itoeranao any koa,de aleo milamin fa tssssssss,de tsy menatra ve ianao na mitondra izany zaza zany????sao de ianao kos aloh mis fahavoazana kely le,efa tsoriny de mbola eo iahany??betsak rangah le sipa reo e,de mbola misy kosa mety hanaj anao ireny.Tongav saina e!
Par : Missi
Asaivo mitsotra ny tena
Asaivo mitsotra ny tena marina ny vadinao, d asaivo tsofiny rano ianao ref ilay hafa no tiany. Aza miady fa mifampiresaha milamina tsara
Par : Henikaja
Trop be zany. Marina ny an'i
Trop be zany. Marina ny an'i Missi, asaivo mtsotra izy d msaraka "tsy misy maratra" e, na manaova test ADN, d rah zanakao izy roa d mfandamina, d rah ny iray ihany d ento manaraka anao lé tena anao. Mila manapakevitra fa aza mandrimandry fotsiny amzao
Par : Brandon
Test ADN aloha no atao
Test ADN aloha no atao haingana. Asa raha mbola eo Antaninarenina ilay manao an'io test io na tsia. Opticam taloha.
Par : Grand
Brandon,mba hotrinnona marina
Brandon,mba hotrinnona marina le fanaovana test ADN io azafady?????na a peu prés fotsiny aza.Merci d'avance e
Par : Nante8
Fomban vevv mints io a..
Fomban vevv mints io a...ndrindr ref itani oe tia anaz enw zay...za.lu def fai e..soa f ts natao n mariazi..hai izy ty ef miarak am.bandi mpiara miasa amoni ef tssi ts malala oe mpande chambre fona..naleoko nikisaka f matin aretimpo ra nitoy zany..aleoko nilam nanoi ni fiainako. Na manj b ar izi nampandeferiko ni foko.aleo izi si ni vadin ul oany asisin ul any..tena mafy e.
Par : Bera Pôlisy
Tsy miditra @ le tantara aho
Tsy miditra @ le tantara aho fa milaza fotsiny hoe efa elabe no tsy tao Antaninarenina intsony io mpanao test ADN io. Jereo @ internet fa tokony ho fantatra ny misy azy.
Par : Brandon
Entre 300 000 Ariary et 600
Entre 300 000 Ariary et 600 000 Ariary
Par : Grand
Merci brandon
Merci brandon
Par : kalie
am lalana de misy zay hoe "
am lalana de misy zay hoe " pater is est quem nuptiae demonstrant" zany hoe am lalana zay zaza rehetra teraka anatin'ny mariage de voafaritra ho zanaky ny vadin'ilay ramatoa , sauf preuve contraire , donc tsy misy afa tsy test adn no ahafahanao manaporofo izany paternité nao zany , ka aza mitsara aloha fa ataovy ny test de hitanao eo avy eo zay atao .

Pages

Ajouter un commentaire

3 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.